Ombilahy Masiaka Rhum

Ombilahy Masiaka Rhum Société de fabrication de Meilleur Rhum Arrangé avec du parfum 100% naturel à Madagascar

16/06/2026
Makasitraka ni staff rehetra nanao ny ainy tsy ho zavatra nandao ni asa amandraharaha nanao iny dingana kely nataotsika ...
16/06/2026

Makasitraka ni staff rehetra nanao ny ainy tsy ho zavatra nandao ni asa amandraharaha nanao iny dingana kely nataotsika tao manakara iny , manao zavatra tsy mora , ireo manapahefana isan’ambaratonga nanotrona , ni pitandro ny filaminana deraina manokana nilamina tss korotana ni fety hatr@ farany , zavadehibe @ tatarany ombilahy masiaka i manakara , @ manaraka ndray , vive RUSSIE ARRANGÉ FABRICATION ARTISANALE OMBILAHY MASIAKA

16/06/2026

Rhum arrangé fabrication artisanale OMBILAHY MASIAKA manakara

16/06/2026
06/05/2026

Lesoka itako iray @ le tsy mapandeha ni orin’asa majinika dia le eo @ prix revendeur izahay miezaka manome prix mirary nefa ilay revendeur maka presque 200% ni tombombarotra , na zahay tsy mahazo anizani , hani ka lasa mikatso tsy mande ilay izy mihitsoka eo , de lazahy miaraka voa , tsy aleo ve maka kely de malaky miodina toy zay mikendry be de taraiky eo ?? Bonne journée

01/05/2026
Na mbola eo andalamp’androsana ni rhum arrangé OMBILAHY MASIAKA  ambalavao dia miezaka manatsara ni vokatra vokarini , i...
01/05/2026

Na mbola eo andalamp’androsana ni rhum arrangé OMBILAHY MASIAKA ambalavao dia miezaka manatsara ni vokatra vokarini , ity voiatra vao2 (( HONEY)) ity dia anisani namboarina tao anatini tsiro ary hanitra voafantina na ni tately izay napitondraina ni anarany dia vokatra tena miavaka satria misy ni hanitry vonikazo , ni hazo ary ni voak’azo voafantina , tsara dia tsara nefa mora iany koa natao ho jifaitsika rehetra

01/05/2026

Miezaka fona manome ny soa s'y ni tsara isika ato @ rhum arrangé fabrication artisanale OMBILAHY MASIAKA nefa na izany (( ny fisotroana toka be lotra dia manimba ni fahasalamana ))

Address

Commune Manamisoa SOAVITA
Ambalavao

Telephone

+261349623411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ombilahy Masiaka Rhum posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share