16/09/2024
๐ก๐ก๐ก๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐
๐๐๐๐ ๐ฉ๐๐'๐๐ ๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ฒ๐ฌ
๐ Voaray tamin'ny ๐ laharana maitso 034 30 810 01 sy ny ๐ฌ pejy Facebook n'ny CENI.
-------
1๏ธโฃ ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ผ๐๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ผ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ปโ๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ?
Maromaro ireo singan-taratasy takiana, ny lisitrโizany dia hita manontolo ao aminโny pejinโny CENI. Atao dika mitovy miisa efatra ireo taratasy tsirairay ary aterina eny aminโny OVEC.
2๏ธโฃ ๐๐ถ๐๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ผ๐ฑ๐ฒ๐น๐ถ๐ป-๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ๐ถ๐ป๐ฎ, ๐ต๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป-๐ธ๐ผ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ?
Eny aminโireo biraonโny CED dia misy petadrindrina ahitana ireo modelinโny taratasy tsirairay. Azonโny kandida atao ihany koa ny mangataka izany aminโireo mpiasanโny OVEC. Izany koa dia hita ao anatinโny didim-panjakana 2024-1496, azo alaina ao aminโny tranonkalanโny CENI.
3๏ธโฃ ๐ ๐ฒ๐๐ ๐๐ฒ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฏ๐ถ๐น๐ฒ๐๐ฎ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ?
Lasitra elektronika no takiana aminโny kandida, izany hoe sary pika anaty clรฉ USB na CD na koa DVD. Miisa 3 ireo sary : - ny sary famantarana ny antoko na ny vondrona tsy miankina nanolotra ilay kandida izay mirefy 3santimetatra ny sakany, 2.5santimetatra kosa ny tsanganany - ny sarinโilay kandida ahitana ny anarany mirefy 3santimetatra ihany koa ny sakany ary 2.5santimetatra โ ary ny lasitry ny bileta tokana manontolo araka ny fenitra azo jerena ao aminโny pejy facebook nโny CENI.
4๏ธโฃ ๐ข๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ โโ๐ฐ๐ฎ๐๐๐ถ๐ผ๐ป ยป ๐ฎ๐น๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ?
Ny didim-panjakana 2024-1494 no mamaritra ny fandraisana anjaranโny kandida aminโny fanontร na ny bileta tokana. Izany dia azo alaina ihany ao aminโny tranonkalanโny CENI ihany koa. Arakaraky ny sokajinโny kaominina ny sarany.
5๏ธโฃ ๐๐ถ๐๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ ๐น๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ ?
Ny CENI foibe sy ny rantsamangaikany eny anivonโny distrika antsoina hoe CED no mamoaka ny taratasy manamarina ny maha ao anaty lisitry ny mpifidy.
6๏ธโฃ ๐๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฟ๐ผ๐๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ ๐ฏ๐ฒ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ? ๐ป๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ?
๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐น๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ ny kandida loha-lisitra, izany hoe ilay kandida ho Ben'ny tanร na. ๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ ๐ณ๐ฒ๐ป๐ผ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ miaraka aminy. Toy izany koa ireo mpisolo toerana miisa 3. Ny tsy fahafenoana izany fepetra izany dia hitrarika ny fandร vanโny OVEC ny filatsahan-kofidiana avy hatrany.
7๏ธโฃ ๐๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ โ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎโ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ?
Ao aminโny tranonkalanโny CENI no ahitana ny naoty 2518/24 mirakitra ny isanโireo mpanolotsaina isaky ny kaominina, manerana anโ Madagasikara.
8๏ธโฃ ๐๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎฬ๐ป๐ฎ โ๐ฐ๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ณ๐ถ๐ฐ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ถ๐๐ฒฬโ ๐๐ ๐ป๐ โ๐ฏ๐๐น๐น๐ฒ๐๐ถ๐ป ๐ปยฐ๐ฏโ ?
Eny aminโny Fitsarร na ambaratonga voalohany no ahazoana ny โcertificat de nationalitรฉโ sy ny โbulletin nยฐ3โ, izy ireo no efa manana ny fandaminana hamoahana izay.
9๏ธโฃ ๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐๐๐ก๐๐ข ๐๐ฒ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ?
Fenoina ilay modelin-taratasy hita ao aminโny โannexe 5โ ary soniavinโilay kandida, entina hamarinina eny aminโny kaominina na distrika ny sonia.
๐ ๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ, ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ?
Ny sampan-draharahanโny hetra irery ihany no afaka mamaly ireo fanontaniana momba ny hetra. Ny hany ataonโny CENI dia ny mandray ny taratasy nomenโizy ireo, manamarina fa ara-dalร na ara-ketra ny kandida iray. Manasa anao araka izany hanatona ireo rantsamangaika misahana ny hetra eny anivonโny distrika.
1๏ธโฃ1๏ธโฃ ๐๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐ณ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ โ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒโ ?
Ny โannexe 1โ dia ahitana ny anaranโny solontena nomem-pahefana na ny โmandataireโ, hisahana ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana. Ny fanendrena azy kosa dia taratasy hafa ankoatra io โannexe 1โ io, hita eny aminโny OVEC sy azo angatahina aminโny hafatra miafinโny CENI ny modelinโizany.
------
๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ Mbola mandray sy mamaly ireo fanontaniana hafa ny CENI amin'ny alalan'ny antso an-tariby 034 30 810 01 sy ny hafatra miafina eto amin'ny pejy. Afaka manatona ireo biraon'ny OVEC ihany koa ireo kandida maka fanampim-panazavana mivantana.