MF p'tit délices

MF p'tit délices Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MF p'tit délices, Business Center, Madagascar Antananarivo, Ambatolampy.

Émeirveiller vos papilles et transformer chaque moment en une délicieuse expérience 🍰🥰

📞 038 57 770 39 / 038 44 364 27 nos créations sont faites pour vous enchanter ☺️

Coucou les loulous !! 😍      Manimanitra fety be tsika ann🥳   Hisy cadeau tsara be hozaraina eto amini'ny pejy koa manar...
04/12/2025

Coucou les loulous !! 😍

Manimanitra fety be tsika ann🥳
Hisy cadeau tsara be hozaraina eto amini'ny pejy koa manaraha tsy tapaka ary 🥰


✅Mandray commande hatrany zahay eny fa na dia akatokin'ny fety ary😉❤️
✅Ho an'izay maka pizza plus de 2 dia mahazo jus coca cola (PM) tsara beee🥳❤️
Koa aza tara fa mandray anao hatrany zahay ato amin'ny MF p'tit délices 🥰
✅Abonnées vous les loulous !!! ☺️❤️

Hello Hello les gens !!! 😍      Faly miarahaba anareo ny MF p'tit délices🥰  ✅ Hanao opération ve ianao??Mitady zavatra t...
01/12/2025

Hello Hello les gens !!! 😍

Faly miarahaba anareo ny MF p'tit délices🥰

✅ Hanao opération ve ianao??
Mitady zavatra tsara nefa simple sy ahazoana tombony tsara ??🥳🥰
✅Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny resaka patisserie mandray commande momba ny pain choco,pain raisain,pizza,quiche lorraine,cake ary ny gateau ihany kouu☺️🥰
✅ Prix mirary dia mirary😍

Midira hafatra miafina na afaka miantso mivantana ireto numero ireto manao ny commande 🥰
📞 038 57 770 39 /038 44 364 27
Misy ihany kou ny WhatsApp 038 57 770 39 ihany🥰

✅Koa aza misalasala miantso fa vonona hanome fahafahampo ho anareo izahay na association na fiangonana na fianarana na olon-tsotra 🥰❤️

✅ Manao Livraison 🥰

N.B: sary fanehoana✨

Address

Madagascar Antananarivo
Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MF p'tit délices posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share