26/07/2025
rehefa hivaly ny bacc dia alefao Mp ny numéro d'inscription anao fa ho jarentsika❤️..manana fahatokisantena fa afaka ianao . abonnés page tsika dia inviteo n'y namana hanaraka ny page fa ato tsika mahita vaovao momba ny bacc 2025 ..miraray soa ho anareo 🙏❤️