CCJ Amboasary Sud

CCJ Amboasary Sud Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CCJ Amboasary Sud, Business Center, Tanambe Amboasary, Amboasary.

01/08/2026
TOTOSA NANOMBOKA OMALY NY FAMARANANA NY FIKAONANDOHAM-PIRENEN'NY TANORA IZAY NATAO ETO ANTANANARIVO CCI IVATO 29-30-31-0...
30/07/2026

TOTOSA NANOMBOKA OMALY NY FAMARANANA NY FIKAONANDOHAM-PIRENEN'NY TANORA IZAY NATAO ETO ANTANANARIVO CCI IVATO 29-30-31-01 AOUT

ISAN'NY NANDRAY ANJARA AM'ZANY NY TANORA AVY @ DISTRICT TELO MANDRAFITRA NY FARITRA ANÔSY, FORT-DAUPHIN, AMBOASARY SUD- BETROKA, 14 MIANADAHY IZAHAY

HITONDRA AVO NY HOAVIN'NY FARITRA ANÔSY

FIKAONANDOHAM-PIRENENA FARITRA ANOSY
12/06/2026

FIKAONANDOHAM-PIRENENA
FARITRA ANOSY

11/06/2026

NOSOKAFANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY ANDROANY FAHA 11 JONA ETO AMIN'NY RENIVOHI-PARITRA TOLAGNARO NY FIKAONANDOHA PIRENENA HOAN'NY TANORA

TONGA NANOTSONA IZANA FIVORIANA IZANY NY :
Ministère de la Jeunesse et des Sports



DRJS ANÔSY






TSY NISALASALA NY MINISTRE NY TANORA SY NY FANANTANJAHATENA FA NAMALY AVY HATRANY NY HETAHETAN'NY TANORA, ARY HAMETRAKA TRANO HOAN'NY TANORA AO AMBOASARY SY BETROKA ( MAISON DE JEUNE )

MILA MANDRAY ANDRAIKITRA KOA ISIKA TANORA AMIN'IZAY REHETRA HAMPANDROSO FA AZA MIANDRY TOLORANA IHIANY

SAHIA MITENY, MANDRAY ANDRAIKITRA, MANDRAY FANAMPAHA-KEVITRA

MANKASITRAKA SAHADY ATOA MINISTRE Alain Rasambany 🙏🙏

MIARAHABA ANAO Mr MONJA Manuel dit: BOLOKY MIETRY IZAY LANY HO FILOHAN'NY CRJ Conseil Régional de la Jeunesse ( ANÔSY )B...
10/06/2026

MIARAHABA ANAO Mr MONJA Manuel dit: BOLOKY MIETRY IZAY LANY HO FILOHAN'NY CRJ Conseil Régional de la Jeunesse ( ANÔSY )

BÉ NY ANDRAIKITRA SAHANINA FA VITANAO IO, MATOKY ANAO ZAHAY TANORA ATO ANATIN'NY FARITRA ANÔSY

3 NY KADIDA
7 NY FILOHA CCJ NANDATSA-BATO
KA LANY TAMIN'NY ISA 4 NY FILOHA CRJ VAOVAO

MAHALEOVA PRÉSIDENT🙏🙏🙏🙏

ANDAO HIFAGNOMEY TAGNAGNE HAMPADIO TANATIKA TOY RY LONGOFOTOAGNE 17 Jona 2026 @ 6 Ora 30 mn eo @   KAOMININA MANARAPENIT...
09/06/2026

ANDAO HIFAGNOMEY TAGNAGNE HAMPADIO TANATIKA TOY RY LONGO

FOTOAGNE 17 Jona 2026 @ 6 Ora 30 mn eo @ KAOMININA MANARAPENITRA

FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA ( Visite Courtoisie ) ny Chef de DISTRICT vaovao eto AMBOASARY izahay tanora mivondrona a...
03/06/2026

FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA ( Visite Courtoisie ) ny Chef de DISTRICT vaovao eto AMBOASARY izahay tanora mivondrona ato amin'ny CCJ Conseil Communal de la Jeunesse.

Ts nisalasala akory izy fa avy hatrany nandray sy hifanome tanana ary hifanampy ho fampandrosoana ny Tanora eto AMBOASARY

Mankasitraka RAD🙏🙏

Totosa Androany ny Fanolorana Maripakasitrahana hoan'ireo tanora nahavita fianarana LANGUE ANGLAIS GRATUIT izay nokaraka...
23/05/2026

Totosa Androany ny Fanolorana Maripakasitrahana hoan'ireo tanora nahavita fianarana LANGUE ANGLAIS GRATUIT izay nokarakarain'ny CCJ nandritra ny 3 Volana (Cours accéléré) eto Amboasary.

Natao izao fianarana LANGUE izao mba ho fampivoarana ireo tanora sy hitondra avo ny zanak'Amboasary @ fiteny vahiny ary mba tsy ho latsadanja @ faritra hafa koa,

Mbola hisy 2em vague izao fianarana izao, koa manentana antsika tanora rehetra mba ho tonga hisoratra anarana rehefa tonga ny fotoana anaovanay fanambarana eto.

Tanora 30 no notolorana marimpakasitrahana izay mitondra ny anarana hoe: " PROMOTION FANANTENANA"

Marihina fa tohana avy DRJS ANÔSY ny CERTIFICAT azo rehefa vita ny fianarana

Mankasitraka ireo RAD Tonga nanotsona izao fotoan-dehibe izao:






Miomana Kaominina BEHARA sy SAMPONA Andao haneho hevetse ho fampandrosoagne tanà-tikay BRILLANT DE SAMPONA
19/05/2026

Miomana Kaominina BEHARA sy SAMPONA

Andao haneho hevetse ho fampandrosoagne tanà-tikay BRILLANT DE SAMPONA

Tanterake androany ty FIKAOGNANDOHA ty Tanora eto amin'ny Kaominina Amboasary Atsimo.Maro ty tanora niavy nanday ty fane...
15/05/2026

Tanterake androany ty FIKAOGNANDOHA ty Tanora eto amin'ny Kaominina Amboasary Atsimo.

Maro ty tanora niavy nanday ty fanehoan-kevee naho ty sosokevetse hagnasoavagne ty tanagne toy

Niavy nagnotsogne ze fikaognandoha zao ty Ben'ny Tanàna sy ny Commissariat de Police eto antoerana

Mankasitrakae 🙏

Address

Tanambe Amboasary
Amboasary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CCJ Amboasary Sud posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share