19/10/2025
> 🥰
Lioka 2:30
📆Tanteraka soamantsara anio 19 Octobre 2025 ny fanokanana ny sampana G*E Epifania .
Mankasitraka feno ny sampana Gaetam ofisialy , tonga nanatrika sy nanohana anay t@ ity fotoana manokana ity
Jesosy manakarem-pahasoavana anie amaly fitia anareo 🎊
NY VONINAHITRA DIA HO AN’ANDRIAMANITRA IRERY IHANY