Gas'Art by Manou

Gas'Art by Manou Vente des articles Art Malagasy
Poketra Rofia

Salama daholo🤗Elaela indray isika tsy tato an. Mbola mampatsiahy antsika fona ny ato aminy 🌾Gas'Art by Manou🌾 fa afaka a...
01/10/2025

Salama daholo🤗

Elaela indray isika tsy tato an.
Mbola mampatsiahy antsika fona ny ato aminy 🌾Gas'Art by Manou🌾 fa afaka alefanao ato aminy hafatra miafina fona ny commande- nao fa izahay dia vonona fona ny andray anao sy anome fahafahampo ho antsika rehetra🌺.

⚪Na ny akanjo izany 👗👚👘
⚪Na ny poketra rafia na ilay poketra🛍 vita aminy plastika 👜.
⚪Afaka manome modele anay ihany koa ianao an🤗 fa afaka manao creation ho anao manoka ihany koa anefa zahay🤗.

Samia ary manao ny commande- ny e😍

Arrivage vaovao be Poketra rafia 👜Mora hoentina kely, nefa mahazaka zavatra maro,👠👝👚Mafy tsara tahony,Aza tara an, 💪🏻Man...
19/03/2024

Arrivage vaovao be Poketra rafia 👜
Mora hoentina kely,
nefa mahazaka zavatra maro,👠👝👚
Mafy tsara tahony,
Aza tara an, 💪🏻
Mandefasa hafatra miafina📩

19/03/2024
Ndao ndray ary ooo...😊☺Arrivage vaovao be indray ity an😍 misy afaka hoentina aminy fotoana rehetra🤩 na andeha ivavaka ia...
19/03/2024

Ndao ndray ary ooo...😊☺

Arrivage vaovao be indray ity an😍 misy afaka hoentina aminy fotoana rehetra🤩 na andeha ivavaka ianao l😇 na hiantsena 👜 sns....eee misy ato daholo😊

Koa aza tara ary fa efa akaiky ny fete a🥳 mis arona be afaka entina miantsena sy mitsangatsangana ihany koa🥰

Araraoty ary fa alefako mora be daholo e😍🥰

Aza adino hatrany ny manasa ny namana an😍 jereo ary izay mety aminao dia aza misalasala manotany e😊

Tonga indray ary ny arrivage mamikely tsika eee😍 ankafizo hatrany ny vita Malagasy👜 👗 Ho avy zao ny P***a dia andao indr...
15/03/2024

Tonga indray ary ny arrivage mamikely tsika eee😍 ankafizo hatrany ny vita Malagasy👜 👗

Ho avy zao ny P***a dia andao indray isika mba haneo ny hatsarany zavatra vitatsika eto an- tanindrazana e🧵🧶

Ho ataotsika miavaka kely indray ny fety amin' ity 🥰 ireto ary ny poketra mamikely afaka hoentina mivavaka sns...👜👛 alefatsika aminy vidiny mirary be an😁 misy ny ho any Lehibe dia misy koa ny jo any akizy 😍 ho avy tsy ho ela ihany koa ny akanjo hafa kely vita Malagasy fa araho hatrany ny pejy tsika de asaho ihany koa ary ny namana e🥰

Raha misy mahaliana anao dia Mp avy hatrany na miantso ny 034 38 146 78

Arrivage vaovao be Poketra rafia 👜Mora hoentina kely, nefa mahazaka zavatra maro,👠👝👚Mafy tsara tahony,Aza tara an, 💪🏻Man...
05/03/2024

Arrivage vaovao be Poketra rafia 👜
Mora hoentina kely,
nefa mahazaka zavatra maro,👠👝👚
Mafy tsara tahony,
Aza tara an, 💪🏻
Mandray commande fona an, 👜
Mandray en detail sy en gros 😌
Mandefa @ faritra

➡️Poketra RAFIA vita malagasy 💖➡️mandray commande ihany koa izahay😍➡️afaka misafidy modele hafa ihany koa ianao🙂➡️mandra...
27/02/2024

➡️Poketra RAFIA vita malagasy 💖
➡️mandray commande ihany koa izahay😍
➡️afaka misafidy modele hafa ihany koa ianao🙂
➡️mandray en gros
➡️mandefa @ faritra ihany koa an🥰

Aza misalasala ary raha misy tianao atao 🤭 fa izahay dia vonona ny hanome fahafaham- po ho anareo 🥰

Aza adino ny manisy j' aime ny page 😊 dia inviteo ihany koa ny namana an💃🏻

Address

Lot IVJ 44
Ambohimanarina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gas'Art by Manou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share