17/12/2025
Ato amin'ny Lesothos Night Club, mankafy atmosfera mafana! Tongava iray, tongava daholo ary mifalia amin'ny 25 Desambra miaraka amin'ny Ngiah Tax Olo Fotsy, ny 31 Desambra miaraka amin'i Jamal TR, ary ny 9 Janoary miaraka amin'i Maman Tsololo.
Aza adino ny famandrihana ny latabatrao amin'ny 037 26 582 55 - hisy ny loka ho azo!