RLM Shop MDG

RLM Shop MDG Page de vente pour les accessoires de moto et voiture.

Efa nisy nahita an'ito ve!? Dessin Animé nefa tsy natao ho an'ny zazakely.
13/07/2025

Efa nisy nahita an'ito ve!? Dessin Animé nefa tsy natao ho an'ny zazakely.

Mitady jiro mazava sy tsara amin'izao akatikin fety zao!?Ity ny vahaolana maharitra:"AMPOULE LOUPE LED H4 BICOLORE"Tsy m...
29/06/2025

Mitady jiro mazava sy tsara amin'izao akatikin fety zao!?
Ity ny vahaolana maharitra:
"AMPOULE LOUPE LED H4 BICOLORE"
Tsy mora mahamay, tena mazava nefa tsy mihinana baterie, tsy miantehitra reflecteur, mamaoka loko roa (code mavo, phare fotsy), mety @ fiara sy moto, mety @ 12v sy 24v.
ARARAOTY ARY FA NASINA FIHENAMBIDY IZY AKATOKINY FETY IZAO.
Prix: 15.000ar ny ray 30.000ar ny paire.
Aza misalasala ary miditra mp na miantso ny 0347014157 izay anao commande.
Lieu de recuperation BNI Ampitatafika.
=>Afaka manatitra izahay fa miampy lasantsy (manomboka @ 4.000ar miakatra).
=>Tsy mametaka izahay fa afaka manao test @ baterie alohan andohavanao vola.


Fantaro ireo karazana pneu sy ny fotoana hampiasana azy. Zarao dia abonner ny page raha lina @ fiara sy moto ianao. Zara...
17/06/2025

Fantaro ireo karazana pneu sy ny fotoana hampiasana azy. Zarao dia abonner ny page raha lina @ fiara sy moto ianao. Zarao iany koa my punlication ho itan'ny namana mila azy.

Tranga fanam-poizinana aratsakafo nahafatesana olona maro. Sady tena mbola tanora be daoly. Mampahery ny fianakavina na ...
16/06/2025

Tranga fanam-poizinana aratsakafo nahafatesana olona maro. Sady tena mbola tanora be daoly.
Mampahery ny fianakavina na ny namoy havana na ny mbola mitsabo.

RIP

16/06/2025

Ity page ity dia mivarotra iareo karazana pieces sy accessoire momba ny fiara sy moto. Aza misalasala ary manasa ny namana mba hiabonner sy anisy j'aime ary hizara ny page. Afaka manotany ireo pieces fiara sy moto anao iany koa ianao raha misy tadiavina.

Pub tonokalo Ampoule loupe led H4 bicoloreHo an'ny mpamily bedebe. Na madama na ramose.Ity ny jiro mazava be.Sady mahara...
16/06/2025

Pub tonokalo Ampoule loupe led H4 bicolore

Ho an'ny mpamily bedebe.
Na madama na ramose.
Ity ny jiro mazava be.
Sady maharaka nouveauté.

Izy dia mamoka loko roa.
Na mavo na fotsy tsy mba flou.
Ny baterie mo mitsitsy kokoa.
Nefa tena mazava sy mahafampo.

Ity ilay jiro nandrasana ela hatrizay
Satria ny vatany ny azy tsy mora mahamay
Na arehitra ela na adin ray
Ny globe jiro tsy hatahorana ho may

Tongava ary manjifa aza misalasala.
Fa io mety sady mety .
Na ny reflecteur vasoka miadaladala;
Tsy olana; io mitsilo directe ny code sy phare.

Mety amin'ny fona ny baterie.
Na 12v na 24v ny ananandry.
Tena miharitra anie io hoa lty.
Satry bobaka be ny azy ny durré de vie.

Tandremo dia ialao hoa ny varimbarina.
Fa be ny nanjifa t@reo lina.
Tongava Mp ra manam-panotanina.
Ra mila laharana ity hoa tsindrina: 0347014157

kifeo 👍, Aparitao👂, dia aza hadino ny mi-abonner ny page 🫶.

Address

Ampitatafika Tana
Ampitatafika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RLM Shop MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share