29/08/2026
Miarahaba antsika Ray Aman-dreny rehetra.
- 📗 7 septembre amin'ny 8 ora ny 6 ème hatramin'ny 3ème no miditra
- 📗 8 septembre amin'ny 8 ora ny Maternelle hatramin'ny 7 ème no miditra
❌NB: ny fitaovan'ny Maternelle hatramin'ny 10 ème dia aterina ny alakamisy na zoma hariva ny fidirana amin'ny 2 hatramin'ny 4 ora ❌
AZA ADINO NY ANARANA FA AVERINA IZAY TSY MISY ANARANA
Hamafisiny ihany koa ny boky fa tsy maintsy entina amin'ny fidirana ny an'ny 9 ème hatramin'ny 7 ème ary ny 11 ème sy 10 ème kosa ilay fotoana anaterana fitaovana iny tsy maintsy entina.
Raha tsy tonga ara-potoana ny boky dia tsy maintsy mandray fanapaha-kevitra izahay.
Mankasitraka antsika rehetra.