30/01/2025
Ne crains pas d'avancer lentement, crains seulement de s'arrêter.
Izay tonga ihany no arabaina!
Tsy ny hafainganampandeha no mikaonty fa ny "sens de direction" ary ny hetsika kely ataoko isan'andro hanakekezako io tanjoko io 💐
Satria haiko fa na dingana 1 ary no vitako anio dia efa miha-manakaiky ny tanjoko aho!💪😎
Raha toa ka mijanona aho?!
Dia tsy vitan'ny tsy mihetsika fa isan'izay mihemotra ihany koa...
Ka aleo sokatra tonga iriana, toy izay bitro tsy lasa lavitra 😉
Zava-dehibe ny hetsika Ataoko isan'andro !🤩
"Izay ataoko, mety daholo"