Mitady vady/namana

Mitady vady/namana Ito page ito dia natao ho fanapiana anareo izay mitady namana na koa vady

23/03/2022

Annonce numéro 039
Vehivavy 27 ans zarazara fiodirana ,Mbola tsy niteraka sy nanambady!efa nahavita fianarana izy Ary maniry anana namana/vady miotrany 30ans Mbola tsy niteraka sy manana anton'asa Tsara ,tsy misotro taoka! Raha mahafeno anireo ianao Dia midira mp

19/02/2022

Annonce numéro 038
Vehivavy 41ans mipetraka eto tana .manao volo ny asany sy efa niteraka lahy Kely 1 izy ary efa divorce..izy Dia mitady namana/vady 30ans+ manana anton'asa tsara ary olona mba mahay savoir faire -vivre ...Raha mahalina anao Dia mandefasa MP aminy page

19/02/2022

Annonce numéro 037
Vehivavy 49ans divorce .mila namana hifanohana sy hifanampy aminy fihainana izy,Miasa tena izy ary mananjanaka 3 ny anakiroa sisa no eo aminy amizao ,izy Dia mitady namana /vady .45-55ans divorce na tokatena ,manana asa stable ary afaka mba ianteherana...Raha mahalina anao Dia mandefasa MP aminy page

19/02/2022

Annonce numéro 036 vehivavy 23ans ary manana zanaka 1 vao amambolana ,mitady olona matotra afaka ifanampy aminy fihainana izy ary Lehilahy 25-32ans no ilainy .marihina fa eto tana..Raha mahalina anao dia manasa anao iditra mp aminy page

30/01/2022

Annonce numéro 035
Véhivavy 25ans mipetraka eto tana ,Mbola tsy niteraka sy tsy Mbola nanambady ! Mitady Lehilahy mba ho Namana 25-30ans izy ! Izay mahafeno ny fepetra Dia afaka mandefa MP aminy page

13/01/2022

Annonce numéro 033
Véhivavy 25ans mipetaka tana ,miasa tena sy manomana mémoire ,mianatra eny Aminy Université ! Tsotra,mivavaka katolika,tsy mifoka no tsy misotro izy

Mitady vady Lehilahy 30ans-35ans .1m70 Ary miasa , Lehilahy mba manana licence farany ambany indrindra ,tsy mifoka ,tsy misotro Ary tia avana ,vonona hifanampy aminy fiainana

30/12/2021

Annonce numéro 032
Véhivavy 21ans zarazara oditra Ary mipetraka eto tana,izy Dia efa niteraka anakiray Ary mitady Lehilahy 33ans-40ans .miasa ary krisitianina ary tsy misotro taoka ,
Raha mahalina anao Dia manasa anao iditra aminy message privé ny page

28/12/2021

Annonce numéro 031

Vehivavy fotsy fiodirana 52taona ,mipetraka eto atananarivo Ary efa niteraka 5 fa tsisy charge tsony .botabota ary 1m50! Maniry Iona Amina lehilahy 52 taona na miakatra ( olona mba mataoatra an'AndriamanitrA no ilainy)

27/12/2021

Faly miarahaba antsika membre rehetra,
Nofafaiko avokoa ny annonce tsika tato nohony fisiany fanatsarana ny page tsika mba iroso aminy matotra kokoa ,
Manomboka Izaho dia misy ny lamina vaovao tsy maintsy arahina.

N°1 Rehefa mandefa message aty aminay ianao Dia aoka mba compte réel na raha tsisy sary (compte fake ) Dia Mila mandefa ny Sarinao anakitelo ianao

N°2 tsy afaka ataonao ny miantso ny numéro izay misoratra aminy page

Ny zavatra Mila fantarina: Ny mombanao sy ny sarinao Dia mijanona ho tsiambaratelo avokoa

Fanamarihana: nohony akamaroany olona tsy matotra mandefa message aty minay Dia ho apina sarany ny fandefasana ny annonce ,izany Dia 2000Ar

Misaotra tompoko

Address

Analamahitsy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitady vady/namana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mitady vady/namana:

Share