14/04/2026
๐ฆ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ฒ๐ณ ๐๐ฎ :
๐ด๐ฅ๐ฉ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐๐ ๐ฝ๐ผ๐น๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ฎ๐ถ๐ฑ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ป๐ท๐ฎ ๐๐ผ๐ป๐ท๐ถ๐บ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ฎ.
โพVoasambotra tamin'ny 9 Aprily 2026 lasa teo ny vehivavy iray nisandoka ho polisy, tamin'ny raharaha fahatratrarana sokatra teny 67 Ha.
โพRaha tsiahivina, tamin'ny alinโny 30 Martsa 2026 no nisy sokatra Astrochelys radiata miisa 152, natao tao anaty valizy miisa roa tratra tao anaty tokatrano iray, teny aminโny manodidina ny 67ha.
โพRehefa natao ny fanadihadiana, dia tratra araka izany ity tovovavy ity. Natolotra ny fitsarana teny anivonโny PAC ny tenany ny 10 Aprily 2026, ary naiditra am-ponja vonjimaika avy hatrany.
โพFantatra nandritra ny famotorana ihany koa fa efa 2 taona izy no nanao polisy sandoka, hanamorany ny fanatanterahany ny asa ratsiny, amin'ny fanondranana sokatra an-tsokosoko.
โพFanampin'izany, ๐บ๐ถ๐๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ถ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ต๐ถ๐ฟ๐ผ๐ต๐ anatin'ity raharaha ity, ka efa mandeha ny fikarohana azy ireo.
๐ท MEDD