ML.C 💻💵

02/01/2026

Somary tara kely fa azafady zalah🤝🏿
Hoan"izay efa manao de tohizo foana ny ketrika🤝🏿
Hoan"izay vao hanomboko dia afaka manao inscription gratuit eto sans investe io ah
👉🏿http://embux.io/?ref=50066
Nb: efa niverina 0,02$ par tache donc manenjika 2$/jours akist🫶🏿
Gg be daholo🫶🏿

23/12/2025

Aiza no hissy anizany hoe sady mitombo ny followers + reaction compte insta anao no omena 0,022$ isakiny mavita ny asa 1 possible +100 tache vitanao 1 jours nefa =2$ 😹🤝🏿
Ketrika kely tsika radema fa araho ny Page🫶🏿

🔥 NDAO ZALAH HIARAKA 🤝🏿 🔥Vao manomboka JumpTask koa aho😄👉 MIARAKA ENJEHANA NY MINIMUM RETRAIT HOAN"IZAY MAZOTO 0.5 JMPT ...
15/12/2025

🔥 NDAO ZALAH HIARAKA 🤝🏿 🔥
Vao manomboka JumpTask koa aho😄
👉 MIARAKA ENJEHANA NY MINIMUM RETRAIT HOAN"IZAY MAZOTO 0.5 JMPT FOTSINY 💸

🤑 Inona no atao ao amin’ny JumpTask?
Sehatra ahafahanao mahazo vola amin’ny Internet amin’ny asa tsotra: ✔️ Mijery vidéo
✔️ Mamaly fanadihadiana (surveys)
✔️ Misintona app / milalao jeux
✔️ Manao “tasks” tsotra isan’andro

📱 Finday + Internet = vola
Tsy mila diplôme, tsy mila capital ❌💰
Izaho koa vao manomboka, ka miaraka miakatra tsikelikely eh💪🏿

💸 Retrait (fakana vola)
✅ Vola azo amin’ny JMPT (crypto)
✅ Afaka alaina any amin’ny Metamask / Trust Wallet / Binance
✅ Minimum retrait no tanjona aloha dia avy eo miakatra miandalana 📈

🤝🏿 Ndao hifamporisika, hifampizara astuce, dia hiakatra miaraka
Tsy hoe manao irery fa miaraka mandeha 💯

👉 Midira eto dia andao hanomboka miaraka 👇
🔗https://www.jumptask.io/r/dypoxajyvupo

📩 Raha misy tsy azonao dia message privé aho, samy mianatra 🤝🏿🔥

GG Zalah de abboneo ny Pejy ML.C🤝🏿

Yo yo yo 📱💥Redmi users, mihaino!Tadiavo ny codes miavaka, tsy manimba, 100% safe, ka hahita an’ireo hidden tests rehetra...
12/12/2025

Yo yo yo 📱💥
Redmi users, mihaino!
Tadiavo ny codes miavaka, tsy manimba, 100% safe, ka hahita an’ireo hidden tests rehetra!

🎯 #1 IMEI check – ho fantatrao ny ID anao
🎯 #2 CIT mode – écran, mic, speaker, kamera, GPS, batterie… manontolo!
🎯 #3 Wi-Fi & Network – ping, scan, connect, boost!
🎯 #4 GPS accuracy – tsy ho very intsony!
🎯 #5 Bluetooth Test – Check module 🔵
➡️ Mijery raha mandeha tsara ny Bluetooth, connectivité smooth, tsy misy bug!

💣 Tsy misy risky codes
💣 Tsy misy manimba finday
💣 Tena REDMI / POCO compatible

Ao amin"ny Coms ary dia abboneo ny Page ML.C🤝🏿

🚀 HO AN’NY PAGE CRYPTO – Aza kivy amin’ny signalement & Arovy amin’ny hack! 🔥💪Betsaka ato  no misignalé rehefa mahita pa...
10/12/2025

🚀 HO AN’NY PAGE CRYPTO – Aza kivy amin’ny signalement & Arovy amin’ny hack! 🔥💪

Betsaka ato no misignalé rehefa mahita page crypto mitombo, ary misy koa manandrana manafika kaonty.
Fa tadidio: ny page tian’ny olona horesena ihany no voatohintohina! 💼📈

Ireto ny vaha-olana PRO hiarovana sy hanamafisana ny page-nao:

🔥 1. Aza kivy amin’ny signalement

Ny page misy impact no tanjona amin’ireo mpanohitra.
➡️ Raha voasignalé ianao, midika hoe mahery ianao.

📈 2. Mamoaha contenu madio sy matotra

Votoaty crypto manampy olona:
🔹 analyse
🔹 vaovao
🔹 torohevitra
🔹 prix
➡️ Mihena ny signalement tsy ara-drariny.

🧹 3. Vakioko ireo commentaire ahiahiana

Misy bot sy olona mitady hanelingelina.
➡️ Aza avela hikorontana ny toerana.

🕒 4. Alefaso amin’ny ora tsara ny contenu

Ora tsara ho an’ny page crypto:
🕒 11h–13h | 🕕 18h–20h
➡️ Engagement avo → kely ny signalement.

📑 5. Jereo ny Page Quality isaky ny herinandro

👉 Settings → Page Quality
Hita eo raha misy zavatra tsy mety ary azo amboarina.

🔐 FEPETRA FIARENDO HACK – Zava-dehibe be!

🔒 6. Ampiasao 2FA (Two-Factor Authentication)

Arovy ny kaonty mi-manage ny page.
➡️ Raha misy mandray kaonty → mbola tsy afaka miditra raha tsy misy 2FA.

🧠 7. Aza manokatra LINK hafahafa

Tsy miditra amin’ny “Meta Review”, “Airdrop Reward”, “Copyright Problem”.
➡️ Ireo no ankamaroan’ny fomba fanodinkodinana kaonty.

👤 8. Admin 1 ihany – ny hafa Editor

Ny Admin no fidirana lehibe indrindra amin’ny page.
➡️ Ny hafa dia Editor fotsiny, tsy Admin.

📱 9. Aza miditra amin’ny WiFi public

Mora alain’ny olon-tsy fantatra ny login amin’ireny.
➡️ Ampiasao data na connexion azo antoka.

🧼 10. Manadio security isam-bolana

🧹 Esory:

sessions tsy fantatra

app mifandray tsy ilaina
➡️ Tsy avela hangalatra angona na hiditra amin’ny kaonty.

🔹 Raha misy manelingelina → midika hoe efa eo amin’ny toerana mahitsy ianao. 💪🏿🤝🏿

Abboner ML.C🫶🏿

🎥 AHOANA NO AZOANA VOLA AMIN’NY VIDEO AO AMIN’NY BUZZER ?💰 Fifantohana tokana: Fanaovana vidéo hahazoana volaAo amin’ny ...
09/12/2025

🎥 AHOANA NO AZOANA VOLA AMIN’NY VIDEO AO AMIN’NY BUZZER ?

💰 Fifantohana tokana: Fanaovana vidéo hahazoana vola

Ao amin’ny Buzzer: Earn Money With Sport, misy fomba 3 lehibe hahazoana vola amin’ny video.

✅ 1. Manao vidéo “Prediction Proof” (Preuve marina)

🔥 Ity no tena mahazo vola haingana indrindra amin’ny vidéo :

Maka sary écran rehefa marina ny prediction-nao.

Avadika vidéo fohy 10–20 sec:

Miseho ilay preuve

Soratra kely: “WIN AGAIN ⚽🔥”

Miseho ny fidiram-bola ao amin’ny app

💰 Vola miditra avy amin’ity vidéo ity:

Mahazo views → mahazo points

Marobe no mijery → misondrotra ny popularity-nao → mahazo vola bebe kokoa

➡️ Ity no ataon’ny influencer maro amin’ny app.

✅ 2. Manao vidéo “Stats Analysis” (Fanazavana fohy)

Ity vidéo ity dia manintona olona betsaka:

💡 Ohatra vidéo 15 sec:

“Ity ny top stats misy goal amin’izao fotoana 👉 High Pressure 78%”

“Corners 6 vs 1 – mety hisy but ato”

Asehoy écran Flashscore / SofaScore

Ampidiro hoe:
👉 “Izay te hahazo WIN betsaka ato amin’ny Buzzer dia arahonao fotsiny izany trend izany.”

💰 Vola miditra:

Views (izay mitondra points)

Followers → manampy vola amin’ny referral sy ranking

✅ 3. Manao vidéo “How-To” (Fampianarana fohy)

Ity vidéo ity dia be mpijery satria maro ny vao manomboka:

💡 Ohatra:

“Ahoana ny fampidirana prediction ao amin’ny Buzzer?”

“Ahoana no ahazoana vola tsy mila investment?”

“Ahoana ny mahazo Fast Points ao amin’ny app?”

💰 Vola miditra:

Views = points

Ranking mihamitombo = fidiram-bola bebe kokoa

Referral = vola miditra (tena betsaka)

🤔 Fa maninona no mahazo vola amin’ny vidéo ao amin’ny Buzzer?

Ny Buzzer dia manome valisoa amin’ireto 3 ireto:

⭐ Views (points → money)

⭐ Video Quality + watch time

⭐ Fampitomboana utilisateurs vaovao (referral avy amin’ny vidéo)

➡️ Raha efa mampiasa ny Buzzer ianao :
🍀 Aza avela ho very ny fotoana, ampiasao ity stratégie vidéo fohy ity

➡️ Raha manao vidéo 1 isan’andro ianao → afaka mahazo vola 100% tsy mila vola mivoaka.

Address

Andrianaivomanantsoamahery@gmail. Com
Andravoahangy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ML.C posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share