16/07/2025
Big Promoo 🎉🎉
Mbola tsy nanao publication tamin’ity akory izahay , fa natolotra taminareo fotsiny ny tolotra ,dia efa atsasaky ny stock sahady no lany, 🫶🏻.
Noho izany dia ataonay “promotion” ireto mandritra ity volana juillet ity indray. Tonga dia prix moraa be 😝.
✨ Gamme shea moisture✨
🌸 Shampooing 384ml + masque 340g
🌸 A base de beurre de karité, menthe poivrée ary huile d’argan
🌸Natokana ho an’ny volo mihintsana , misy sola, mibofaka , maina be ,
🌸 Mampaniry volo be izy
🌸 Mampalava volo , mampalefaka , manome aina ny volo ary indrindra mampijanona ny volo mihintsana
Vidiny : 30 000ar izy 2
☎️ 032 18 223 78
Vente en ligne uniquement
Manao livraison 📦 Tana/ province