11/06/2025
Mahafinaritra ihany koa anie mahita an'izany Dada maharaka "tendance"izany eh😁
Efa ho avy indray ny " ̂teDesPères "
Ireto misy entana vitsivitsy afaka atao fanomezana ho an'i dada rankizy sy ry reniny ah🤤
Efa ao amin'ny sary tsirairay ao ny vidiny sady efa tena natao mirary anie eh🥰
Fotoana izao hanehoana fitiavana an'ilay lazainareo fona hoe sy anareo iny 🤩
Mbola misy karazany hafa ihany koa fa aza manahy ianareo 😁
Laharana tsy miova
☎️0346436361
Akaikin'ny Suprême Center ambony no misy anay 🤗