20/05/2026
Mahaiza foana misafidy ny carreaux apetetrakao ao antokantrano!
Fa tsara safidy no mahazo ny tsara😊
Special Éxterieur indray no atolotray ho anareo🫡
Terrasse, Salle de Bain, Toillette, Veranda, etc...
Izay toerana mety hahina ho mando lava dia efa misy vahaolana ho anao ato aminay😊
Aza misalasala mitsidika ny magasin!
Lieu: Analakely en face institut d'hygiene, Batiment MandrosobeCenter 1ère étage
Service client: +261 38 28 691 28