Akama tena milay

Akama tena milay Akory antsika e? Kabary o?!

Anisan'ny tanjoko ny hizara ny fahalalako mikasika ny fanadihadiako ny fanahiko.Tsy ikaramako io, ary tsy hidokafana ahy...
20/07/2026

Anisan'ny tanjoko ny hizara ny fahalalako mikasika ny fanadihadiako ny fanahiko.
Tsy ikaramako io, ary tsy hidokafana ahy.
Tsy mangataka j'aime ny pejy, tsy mangataka partage.
Fiainana efa sarotra ho an'ny tsirairay mbola ho angatahiko service tsy misy ifandraisany amin'ny tanjony akory izy??!
Mirary soa hatrany ny akama mpanaraka eto.
Hozaraiko miandalana eo hatrany izay azoko hozaraina mikasika ny valin'ny fikarohako.
Ho an'ireo izay liana amin'ny fomba fisainako kosa dia amporisihako hitsidika ny pejy nahary https://www.facebook.com/profile.php?id=100068479726175. Pejiko hatramin'izao izy io saingy tsy nataoko intsony ilay format ana-pub ary koa samihafa ny fomba fikarohako ankehitriny sy tamin'izany.

Aty Avaratra, misy mahay azy io ve?!
30/06/2026

Aty Avaratra, misy mahay azy io ve?!

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akama tena milay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share