20/05/2026
✨ Et si une simple brioche pouvait offrir bien plus qu’un goûter ?😘 ✨
Derrière chaque brioche et chaque chocolat se cache un sourire🤗, un encouragement💪, une chance de continuer à avancer ensemble 🤝❤️
📣 L’Opération Brioches et Chocolats revient encore cette année pour partager des moments de joie, de solidarité et d’espoir avec nos bénéficiaires.
🍫🥐 Venez soutenir cette belle aventure humaine en passant vos commandes dès maintenant !
Chaque participation compte… et chaque geste fait la différence.
📅 20, 21 et 22 Mai 2026
📍 La City Ivandry – Carrefour Ankorondrano – Lycée Français Ambatobe, Les Orchidées Blanches Androhibe
📞 Commandes : 020 76 426 23
Parce qu’ensemble, la solidarité a encore meilleur goût 💛
✨ Ary raha brioche tsotra iray dia afaka manome mihoatra lavitra noho ody ambava-fo fotsiny😘 ✨
Fantatroa ve fa ao ambadik’ ny brioche sy ny chocolat tsirairay dia misy tsiky iray😚, fampaherezana iray🤝, ary fahafahana iray hanohy hiara-mandroso🫶 ❤️
📣 Miverina indray amin’ity taona ity ny Opération Brioches et Chocolats mba hizara fotoana feno hafaliana, firaisankina ary fanantenana miaraka amin’ireo olona tohananay.
🍫🥐 Tongava manohana ity hetsika maha-olombelona mahafinaritra ity amin’ny alalan’ny fanaovana commande dieny izao!
Zava-dehibe ny fandraisan’anjara tsirairay… ary ny fihetsika kely tsirairay dia manova zavatra lehibe.
📅 20, 21 ary 22 Mey 2026
📍 La City Ivandry – Carrefour Ankorondrano – Lycée Français Ambatobe, Les Orchidées Blanches Androhibe
📞 Commandes : 020 76 426 23
Satria rehefa miara-miasa isika, dia vao mainka tsara ny firaisankina 💛