Nina Randrianaivo

Nina Randrianaivo Partage d'expériences, Mindset Motivations, Santé & Beauté
Bon plan voyages ...

21/05/2026
21/05/2026

❌ Tsy dia resahina firy…

Fa indraindray…
ny fihetsiky ny olona iray dia tsy “toetra ratsy” akory.

Fa misy zava - miafina lalina ao.

Hoy ny Psychologie…

❌ Tsy hitantsika foana ny adin’olona ao anatiny.

Koa alohan’ny hitsarana…
mba jereo ihany koa izay tsy lazainy.

Ary mbola misy famantarana hafa mahaliana be…
izay tsy fantatry ny olona maro mihitsy.

👉 Araho hatrany ny pejy…
fa ao amin’ny Partie 2 ny tohiny.”

20/05/2026

Indraindray ny “fidinana” tsy fahalavoana…
fa fanomanana ho amin’ny fiakarana lehibe kokoa. ✨

💡 Superman aza mandohalika aloha vao manidina.
Ary ianao ?
Mety io fotoana sarotra io no manomana anao hitsambikina avo kokoa. 🚀

Aza menatra mianatra.
Tsy mahamenatra ny manetry tena.
Aza menatra miandry ny fotoanan’Andriamanitra.

Satria :
👉 Ny olona manetry tena no asandratra amin’ny fotoana mety.

📖 “Ny fireharehana no mialoha ny faharavana.” — Book of Proverbs 16:18

17/05/2026

Pense à quelqu’un qui te dit “je t’aime”…
mais qui n’est même pas capable de se soucier de toi quand tu souffres.

Puis pense à Jésus.

Sur la croix, humilié, rejeté, frappé, abandonné…
les anges étaient prêts à répondre à Son appel.
Il aurait pu tout arrêter.
Il aurait pu descendre de cette croix à tout moment.

Mais Il est resté.

Pourquoi ?
Parce que Son amour était plus grand que notre péché.
Plus grand que notre faiblesse.
Plus grand que notre rejet.

Nous étions des êtres pécheurs…
et pourtant, Jésus a choisi de souffrir à notre place.

Ça, c’est l’amour véritable :
un amour qui reste,
un amour qui se sacrifie,
un amour qui sauve.

Merci Jésus.

16/05/2026

Jus de betterave sy citron 🍋
Manadio rà sy mahatsara ny fo. Manampy manadio vatana sy miaro amin’ny anémie.

Nampiasaiko hampitomboana ny hery fiarovana sy hitsaboana ny aretin’aty foie gras.

Rano 1 verre ihany isa-maraina vao mifoha no nampiasaiko azy. Atao mandritra ny 7 andro fara fahakeliny.

Tsy azo atao ela loatra ho an’ny olona diabetika

15/05/2026

🎓 Tena ilaina ny Diplôme fa ampy ve?

Misy fanontaniana iray ato mety hampieritreritra lalina. 👀🔥

Amin’ny maha mpanabe ahy, Tiako foana ny mametraka io fanontaniana io…

Jereo anie

13/05/2026

Maro no efa misotro ronono amin’izany 65 ans izany.
Colonnel Sanders kosa vao nanomboka nitety toerana nivarotra ny recette poulet-ny.…

Farany, dia teraka ihany ny KFC na nisy olana maro aza.

👉 Tsy ny échec no farany.
👉 Fa ny faharetana sy ny fahavononana.

📖 “Aoka tsy ho sasatra hanao ny tsara isika; fa amin’ny fotoana tokony ho izy dia hijinja isika, raha tsy kivy.”
Galatiana 6:9

12/05/2026

Samy te hahomby…
fa vitsy no manaiky discipline.

Ao anatin’ny video ny tohiny. 💡


11/05/2026

Ny marina dia tsy miraharaha ny problème tantaraina aminy sy ny fitarainana loatra ny ankamaroan’ny olona.

Arakaraka ny itantarana ny fijaliana aza no vao mainka misy tsy mivaky loha, maneso, ary mitsara ao ambadika.

Koa tsara raha tsy atao be loatra ny fitarainana.
Aleo mijoro, matanjaka saina ary miezaka mangina.

Satria matetika, ao ambadiky ny fahoriana no miafina ny fahombiazana lehibe… ho an’izay tsy mety kivy.

“Ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’Andriamanitra.”

Bon lundi tsy atao mahakivy e

Address

Antananarivo

Telephone

+261346427251

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nina Randrianaivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nina Randrianaivo:

Share