20/12/2018
Natolotray ary napetakay am-pitiavana ny Dabam-pako manamorona ny lalana RN1 Commune Ampitatafika izay miantoka ny fandraofana izany hitandrovana ny fahadiovana.
Miangavy anao hanaja izany ary manentana anao hampianatra ny mpiara-monina aminao.
Hajao ny Fahadiovana!
#'Ndao Ho Any...
(Ho Olombanona)