Impuissance et Éjaculation précoce

Impuissance et Éjaculation précoce Élimine et améliore le problème sexuel

MBOLA DISPONIBLES HATRANY NY 🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋 Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien, AMPIASAI...
05/02/2025

MBOLA DISPONIBLES HATRANY NY

🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋
Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien,
AMPIASAINA MBA HANDAMINANA NY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA.

Vokatra voajanahary, tsy misy effet secondaire, vokatra ara dalana, tsy mitaky fiankinandoha.

🦋Essence Of Kangaroo 🦋
mitondra vokatsoa maro ho anao:
👉- NATAO HOAN'NY LEHILAHY +18 TAONA
👉- MANALAVA SY MANENJANA NY FILAHIANA FOHY.
👉- MANAMPY AMIN'NY FERTILITÉ.( manatsara ny kalitaon'ny tsirinaina)
👉- MANAMPY AMIN'NY IMPUISSANCE SEXUELLE.(misoroka ny fahalemen'ny filahiana)
👉- MISOROKA NY ÉJACULATION PRÉCOCE.( Ny fandehan'ny tsirinaina aloha be nefa tsy misy firisana akory)
👉-MISOROKA NY OLAN'NY PROSTATE.
👉-MANAMPY NY VOA RERAKA.
👉-MANAMPY AMIN'NY FANAINTAINANA REHETRA(LAMOSINA, RATSAMBATANA).
👉- MAMPATANJAKA.
💪- MAMPIAKATRA NY HERY FIAROVANA HIADIANA AMIN'NY ARETINA SY VIRUS SAMY HAFA.
MISY AMIN'NY ATSINJARANY. (20 Pièces ny 1 boîte)

😊 Koa aza misalasala mampiasa Essence of kangaroo fa mahasoa anao no sady mora
Natao hoan'ny olona rehetra na eto tana na any amin'ny faritra.

📦Manao livraison ihany koa izahay📤
Koa raha mahaliana anao dia antsoy mivantana ny laharana
☎ 033 10 203 14
☎ 034 59 203 14

🍃🍃Astuce fahasalamana 🍃🍃👉PALPITATION👈❄️❄️Tranga mety hiseho amin’ny rehetra ny fidoboky ny fo haingana loatra sy tsy mit...
11/08/2023

🍃🍃Astuce fahasalamana 🍃🍃

👉PALPITATION👈

❄️❄️Tranga mety hiseho amin’ny rehetra ny fidoboky ny fo haingana loatra sy tsy mitsahatra na “palpitation”. Misy fomba tsotra hampitony azy ity.❄️❄️

♥️♥️♥️Fidoboky ny fo tsy mitsahatra ary tsy ara-dalana ny “palpitation”🍁. ❄️❄️Rehefa mitaintaina, mientanentana loatra vokatry ny hafaliana na alahelo na rarin-tsaina dia midobodoboka be koa ny fo.🍁🍁 Na tsy tena misy atahorana loatra aza ny “palpitation”🍃 dia mila jerena akaiky ihany sao aretina na soritr’aretina🍁🍁, eo amin’ny fo, indrindra raha miverimberina🍃🍃.

❄️❄️Ny atao…

💦💦Lemana ny loha🌧️🌧️ : ❄️ametraho lamba nolemana tamin’ny rano mangatsiaka 💦💦ny tampon-doha na lemo amin’ny rano mangatsiaka 💦💦mihitsy aza.🍁🍁

❄️❄️Mandeha an-tongotra🚶‍♂️🚶‍♂️🚶‍♂️🚶‍♀️ : tsy mirotoroto fa maka milamina🚶‍♀️.

♥️ Mitazona fiaina : raha tena mafy loatra ny “palpitation” dia tazomy mafy ny fiaina ary manenà, toy ireny mivalana ireny.💮💮💮

💮💮Rahoviana no tokony hanatona dokotera?💮💮

💮💮Amin’ny ankapobeny, ary ny tokony hatao, dia manatona mpitsabo avy hatrany ❄️❄️
❄️❄️antony noho ny aretina ny mahatonga ilay “palpitation”.💥💥 Ohatra midobodoboka ny fo rehefa voan’ny 👉tazo💥💥👈 ;👉 tsy ampy rà👈 ; 👉manao “hyperthyroïdie” ny olona iray👈. Na koa fambara aretim-po : tsy fahombiazan’ny fo♥️, fiakaran’ny tosi-drà avo loatra❤️❤️, fikorontanan’ny fitempon’ny fo♥️ (trouble du rythme).🍃 Ny tsy maintsy fampidirana hôpitaly🍃 haingana indrindra izao dia rehefa manao ilay antsoina hoe 👉“trouble du rythme”👈 ilay olona satria sady haingana no mikorontana be mihitsy ny fitempon’ny fo.❤️❤️

꧁༺ 𝐅𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚༻꧂✿Tsyvoatery ho fantatry ny lehilahy ireo mety hitondra ny vehivavy any ...
26/08/2021

꧁༺ 𝐅𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐟𝐞𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚༻꧂

✿Tsyvoatery ho fantatry ny lehilahy ireo mety hitondra ny vehivavy any amin’ ny fahafinaretana fara-tampony.༄Azo atao kosa anefa ny manoro azy ny tokony atao, mba ho fahafinaretana ho an’ ny vehivavy hatrany ny fifampizaràna eny am-pandriana

⚤1. Manomana ny saina sy ny vatana:✺
Raha mbola samy any am-piasana ianareo dia afaka manomana sahady ny saina sy ny vatana ho amin'ny fotoana iarahana ny hariva. Azo atao ny mifandefa someso manaitaitra sy milaza ny momba izay tiana hatao rehefa tafahaona.

⚤2. Savaranonando: ❦
Ity no dingana lehibe indrindra ao anatin’ ny firaisana ara-nofo nefa betsaka ireo lehilahy no manao ambanin-javatra azy.
Io no fotoana hanaovana ny oroka sysafosafo eny amin'ny faritra rehetra manaitaitra ny vatana, toy ny tenda, ny tratra, ny kibo...
Ampiasaina avokoa na ny tanana na ny lela, hisafoana ireo faritra ireo.
Nytanjona dia ny hampihodina tanteraka ny lohan’ ilay vehivavy, mba hahavonona azy hianoka fahafinaretana ambonimbony kokoa

⚤3. Safosafo mahahetsaka :༊
Na mbola ao anaty savaranonando aza dia efa mety ho hetsaka ny vehivavy.
Ny fahaizana manaitra ireo faritra tena mora tohina eny aminy no fototra hahatongavana amin’ izany.
Ny fisafoana ny kitso no tiana horesahina eto ary sarihana bebe kokoa ny lehilahy amin’ ny fampiasàna ny lela, mandritra izany.
Raha tsy dia tia manao “ cunnilingus” loatra ilay lehilahy dia azo atao ny mampiasa ny fanondro sy ny ankihibe ary ny fanondro adala, hanairana ny faritry ny fivaviana.
Ny ankihibe no misafo ny faritry ny kitso, ary ny fanondro sy fanondro adala kosa hanairana ny fivaviana.

⚤4. Misafidy fomba hiraisana:∞
Misy ireo paozy atao rehefa miray no hahazoana fahafinaretana kokoa, mihoatra noho ny sasany.
Rehefa eo ambony ohatra ny vehivavy dia sady afaka mandona ny any anaty fivaviana ny filahian’ ilay lehilahy no voakitika ihany koa ny kitso, ka mitombo bebe kokoa ny fahafinaretana azo.
Izay paozy ahafahan’ ny filahiana miditra lalina kokoa dia azo ampiharina avokoa, mba hampitombo io fahafinaretana io.

⚤5. Mifampiresaka :❁
Tsy tokony hahamenatra ny mifametraka fanontaniana ny amin’ izay zavatra tiana sy tsy tiana ary izay ankafizin’ ny andaniny sy ny ankilany. Azo atao ihany koa ny manandrana paozy samy hafa, hamantarana misimisy kokoa ny vatana.

𝙰𝚖𝚙𝚒𝚘 𝚊𝚛𝚢 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚗𝚊𝚖𝚊𝚗𝚊𝚘 𝚊𝚖𝚒𝚗'𝚗𝚢 𝚊𝚕𝚊𝚕𝚊𝚗'𝚗𝚢 𝚏𝚒𝚣𝚊𝚛𝚊𝚗𝚊 𝚜𝚢 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚛𝚊𝚑𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚢 𝚙𝚎𝚓𝚢 𝚎.

𝐃𝐢𝐬𝐩𝐨𝐧𝐢𝐛𝐥𝐞 𝐟𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 🦘 𝐄𝐬𝐬𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐎𝐟 𝐊𝐚𝐧𝐠𝐚𝐫𝐨𝐨 𝐚🦘

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗿𝗶𝘃𝗮𝗴𝗲 𝗸𝗼𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗷𝗶𝗳𝗮 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘃𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 .𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗳𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗮 𝗺𝗶...
05/08/2021

𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗿𝗶𝘃𝗮𝗴𝗲 𝗸𝗼𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗷𝗶𝗳𝗮 𝗳𝗮 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝘃𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 .𝗠𝗮𝗻𝗱𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗳𝗶𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼.

🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋
Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien,
AMPIASAINA MBA HANDAMINANA NY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA.

Vokatra voajanahary, tsy misy effet secondaire, vokatra ara dalana, tsy mitaky fiankinandoha.

🦋Essence Of Kangaroo 🦋
mitondra vokatsoa maro ho anao:
👉- NATAO HOAN'NY LEHILAHY +18 TAONA
👉- MANALAVA SY MANENJANA NY FILAHIANA FOHY.
👉- MANAMPY AMIN'NY FERTILITÉ.( manatsara ny kalitaon'ny tsirinaina)
👉- MANAMPY AMIN'NY IMPUISSANCE SEXUELLE.(misoroka ny fahalemen'ny filahiana)
👉- MISOROKA NY ÉJACULATION PRÉCOCE.( Ny fandehan'ny tsirinaina aloha be nefa tsy misy firisana akory)
👉-MISOROKA NY OLAN'NY PROSTATE.
👉-MANAMPY NY VOA RERAKA.
👉-MANAMPY AMIN'NY FANAINTAINANA REHETRA(LAMOSINA, RATSAMBATANA).
👉- MAMPATANJAKA.
💪- MAMPIAKATRA NY HERY FIAROVANA HIADIANA AMIN'NY ARETINA SY VIRUS SAMY HAFA.
MISY AMIN'NY ATSINJARANY. (20 Pièces ny 1 boîte)

😊 Koa aza misalasala mampiasa Essence of kangaroo fa mahasoa anao no sady mora
Natao hoan'ny olona rehetra na eto tana na any amin'ny faritra.

📦Manao livraison ihany koa izahay📤
Koa raha mahaliana anao dia antsoy mivantana ny laharana

☎ 034 59 203 14

21/06/2021

⛔ 𝐒𝐓𝐎𝐏⛔
𝗔𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼 𝗮𝘁𝗿𝗲𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗱𝗿𝗼𝗵𝗮𝗱𝗿𝗼𝗮𝗻𝗮 !!!!
ℕ𝕕𝕒𝕠 𝕙𝕚𝕜𝕒𝕣𝕒𝕜𝕒𝕣𝕒 𝕧𝕒𝕥𝕒𝕟𝕒 𝕣𝕪 ℕ𝕒𝕞𝕒𝕟𝕒 𝕒.
𝕋𝕤𝕪 𝕙𝕠𝕖 𝕙𝕒𝕞𝕡𝕚𝕗𝕚𝕝𝕒𝕚𝕟𝕒 𝕗𝕠𝕒𝕟𝕒 𝕤𝕒𝕥𝕣𝕚𝕒 𝕞𝕒𝕟𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕪 𝕥𝕤𝕪 𝕥𝕠𝕞𝕠𝕞𝕓𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕒 𝕝𝕒𝕫𝕒𝕚𝕟𝕒 𝕗𝕒 ℙ𝕖𝕔𝕥𝕠 𝕜𝕖𝕝𝕪...
𝔸𝕞𝕡𝕒𝕟𝕕𝕖𝕗𝕖𝕣𝕠 𝕒𝕝𝕠𝕙𝕒 𝕝𝕖 𝕣𝕖𝕧𝕪 𝕒𝕠 𝕒𝕟𝕒𝕥𝕚𝕟'𝕟𝕪 𝕍𝕖𝕟𝕕𝕣𝕖𝕕𝕚 𝕞𝕒𝕘𝕟𝕚𝕗𝕚𝕢𝕦𝕖 𝕚𝕣𝕒𝕪 𝕗𝕠𝕥𝕤𝕚𝕟𝕪 𝕕𝕚𝕒 𝕙𝕒𝕟𝕘𝕚𝕟𝕒 𝕟𝕪 𝕧𝕒𝕧𝕒𝕟'𝕝𝕖 𝕄𝕡𝕒𝕟𝕒𝕠 𝕥𝕤𝕚𝕟𝕠𝕥𝕤𝕚𝕟𝕠𝕟𝕒❌
ℍ𝕚𝕛𝕒𝕟𝕠𝕟𝕒 𝕙𝕠 𝕝𝕠𝕧𝕒 𝕥𝕤𝕒𝕣𝕒 𝕙𝕠 𝕒𝕟𝕒𝕠 𝕚𝕠 𝕞𝕒𝕟𝕥𝕤𝕪 𝕜𝕒 𝕒𝕫𝕒 𝕞𝕒𝕟𝕒𝕙𝕪 𝕖.
𝕋𝕤𝕪 𝕙𝕒𝕟𝕖𝕟𝕖𝕟𝕒𝕟𝕒 𝕤𝕒𝕕𝕪 𝕥𝕤𝕪 𝕞𝕚𝕤𝕪 𝕒𝕥𝕒𝕙𝕠𝕣𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕒 𝕜𝕖𝕝𝕪 𝕒𝕣𝕪 .😋

𝕀𝕥𝕪 𝕗𝕚𝕥𝕒𝕠𝕧𝕒𝕟𝕒 𝕚𝕥𝕪 𝕕𝕚𝕒 𝕙𝕒𝕟𝕒𝕝𝕖𝕓𝕖𝕒𝕫𝕒𝕟𝕒 𝕚𝕝𝕒𝕪 ℙ𝕖𝕔𝕥𝕠🤏 𝕜𝕖𝕝𝕪 𝕒𝕠 𝕙𝕠 𝕝𝕒𝕤𝕒 𝕫𝕒𝕧𝕒𝕥𝕤𝕠𝕒 𝕒𝕣𝕒-𝕡𝕒𝕤𝕒𝕝𝕒𝕞𝕒𝕟𝕒 𝕥𝕤𝕒𝕣𝕒 🥒🍆🍌
𝕄𝕠𝕣𝕒 𝕒𝕞𝕡𝕚𝕒𝕤𝕒𝕚𝕟𝕒 𝕥𝕠𝕪 𝕟𝕪 𝕒𝕠 𝕒𝕞𝕚𝕟'𝕟𝕪 𝕙𝕠𝕣𝕠𝕟𝕒𝕟-𝕥𝕤𝕒𝕣𝕪 .
𝔼𝕗𝕒 𝕥𝕤𝕪 𝕞𝕚𝕤𝕒𝕙𝕚𝕣𝕒𝕟𝕒 𝕙𝕠 𝕝𝕒𝕟𝕚𝕟'𝕟𝕪 𝕤𝕒𝕧𝕠𝕟 𝕚𝕟𝕥𝕤𝕠𝕟𝕪 𝕗𝕒 𝕞𝕚𝕤𝕪 𝔾𝕖𝕝 𝔾𝕠𝕝𝕕 𝕞𝕚𝕒𝕣𝕒𝕜𝕒 𝕒𝕞𝕚𝕟𝕪 𝕜𝕒. 𝕋𝕤𝕠𝕥𝕣𝕒 𝕒𝕣𝕪 𝕥𝕤𝕪 𝕞𝕚𝕤𝕪 𝕒𝕥𝕒𝕙𝕠𝕣𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕒 𝕜𝕖𝕝𝕪 𝕒𝕣𝕪 .
𝕄𝕚𝕛𝕒𝕟𝕠𝕟𝕒 𝕒𝕞𝕚𝕟'𝕚𝕫𝕒𝕪 𝕟𝕚𝕒𝕗𝕒𝕣𝕒𝕟'𝕚𝕝𝕒𝕪 𝕥𝕣𝕒𝕚𝕥𝕖𝕞𝕖𝕟𝕥 𝕚𝕠 𝕒𝕧𝕚𝕖𝕠 𝕒.
𝕋𝕤𝕪 𝕞𝕚𝕧𝕖𝕣𝕚𝕟𝕒 𝕙𝕠 𝕜𝕖𝕝𝕪 𝕚𝕟𝕥𝕤𝕠𝕟𝕪 𝕤𝕒𝕥𝕣𝕚𝕒 𝕚𝕫𝕒𝕪 𝕚𝕝𝕒𝕪 𝕝𝕠𝕧𝕒 😋

𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚 𝐇𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐧𝐚 𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐚𝐫𝐲.

𝐀𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨 𝐤𝐨𝐚 𝐚𝐫𝐲.
☎️ 034 59 203 14

𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮  𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝘇𝗮𝗿𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗮.𝐌𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚. 𝐌𝐚𝐫𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐭𝐞𝐨 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐝𝐨...
23/05/2021

𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝘇𝗮𝗿𝗮𝗼 𝗸𝗼𝗮.

𝐌𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚. 𝐌𝐚𝐫𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐭𝐞𝐨 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐝𝐨𝐤𝐨𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐥𝐚𝐳𝐚 𝐟𝐚 𝐦𝐚𝐳𝐨𝐭𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚.
𝐅𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨

𝐀𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐩𝐨𝐛𝐞𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐣𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐥𝐚𝐡𝐲. 𝐓𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐳𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧-𝐝𝐫à. 𝐒𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐡𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐧𝐣𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐨, 𝐬𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐳𝐨𝐭𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐤𝐚𝐟𝐞.

𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐛𝐞 𝐤𝐢𝐳𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚

𝐀𝐧𝐤𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚. 𝐀𝐳𝐚 𝐠𝐚𝐠𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐬𝐢𝐤𝐲 𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐨 𝐛𝐞 𝐤𝐢𝐳𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚.

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚

“𝐂𝐨𝐜𝐤𝐭𝐚𝐢𝐥” 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 : 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐫𝐲, 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐤𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐫à, 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 « 𝐞𝐧𝐝𝐨𝐫𝐩𝐡𝐢𝐧𝐞 » 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐫𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐟𝐚𝐥𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐧𝐢𝐚𝐧𝐚, 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐦-𝐩𝐨 𝐬𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚 𝐟𝐚 𝐭𝐢𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚, 𝐦𝐢𝐬𝐨𝐫𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐫𝐢𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚

𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐢𝐭𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐳𝐲

𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚. 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚-𝐩𝐢𝐤𝐚𝐫𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐐𝐮é𝐛é𝐜 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐯𝐲 𝐭𝐚𝐡𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐣𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚 30 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐲. 𝐊𝐚𝐥ô𝐫𝐢𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 240 𝐊𝐂𝐚𝐥 𝐧𝐨 𝐯𝐞𝐫𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐞𝐟𝐚 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲.

𝐊𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐟𝐲

𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐡𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐧𝐨𝐟𝐲 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨. 𝐈𝐨 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞, 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐟𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨.

𝐌𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐞𝐡𝐲

𝐌𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐢𝐭𝐨𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐥𝐚𝐳𝐚 𝐡𝐨𝐞 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚 𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨. 𝐌𝐚𝐧𝐚𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐦𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐬𝐢𝐧𝐠𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐟𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐥𝐨, 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐞𝐡𝐲, 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚…

𝐌𝐚𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚

𝐌𝐚𝐦𝐩𝐚𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐤𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 𝐯𝐚𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚. 𝐍𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐝𝐢𝐨… 𝐍𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐤𝐢𝐥𝐚𝐧𝐲, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐭𝐫𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐫𝐨 𝐟𝐚 𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚.

𝙼𝚒𝚜𝚢 𝚔𝚘𝚊 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚖𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊 𝚘𝚕𝚊𝚗𝚊 𝚗𝚊 𝚝𝚎 𝚑𝚊𝚗𝚊𝚘 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚊𝚛𝚢 𝚔𝚊 𝚖𝚊𝚗𝚊𝚜𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚘 𝚑𝚒𝚝𝚜𝚒𝚍𝚒𝚔𝚊 𝚗𝚢 𝚙𝚎𝚓𝚢 𝚏𝚊 𝚖𝚊𝚛𝚘 𝚖𝚊𝚑𝚊𝚜𝚘𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚘 𝚊𝚝𝚘.

𝙼𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚟𝚘𝚔𝚊𝚝𝚛𝚊 𝚗𝚊𝚝𝚘𝚛𝚊𝚕𝚢 𝚑𝚒𝚜𝚘𝚛𝚘𝚑𝚊𝚗𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚒𝚜𝚒𝚔𝚊 .
𝚉𝚊𝚛𝚊𝚘 𝚊𝚖𝚒𝚗'𝚗𝚢 𝚗𝚊𝚖𝚊𝚗𝚊 𝚊𝚛𝚢 𝚎.👊

𝑴𝒃𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒔𝒊𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒇𝒆𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒐𝒎𝒆𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒎𝒑𝒐 𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒕𝒊𝒏𝒂𝒐 𝒆. 𝑻𝒔𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒆 𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒆. 𝑭𝒂 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒍𝒆 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 ? 𝑻𝑫𝑳 ...
03/05/2021

𝑴𝒃𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒔𝒊𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒇𝒆𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒐𝒎𝒆𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒎𝒑𝒐 𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒕𝒊𝒏𝒂𝒐 𝒆. 𝑻𝒔𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒆 𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒆. 𝑭𝒂 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒍𝒆 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 ? 𝑻𝑫𝑳 𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒆...𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒛𝒂𝒏𝒚?? 𝑨𝒛𝒂𝒗𝒂𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂.
𝑻𝒐𝒏𝒈𝒂 𝑫𝒆 𝑳𝒂𝒔𝒂 𝒓𝒆 𝒂. 𝑲𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒍𝒆 𝒐𝒗𝒂𝒍𝒆 𝒎𝒂𝒊𝒏𝒕𝒔𝒐 𝒌𝒆𝒍𝒚 𝒆😋. 𝑭𝒂 𝒊𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒌𝒂𝒚 𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒆?
𝑵𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒊𝒉𝒊𝒕𝒔𝒚 𝒇𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒚 20 𝒂𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏𝒚 𝒇𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒊𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒆𝒇𝒇𝒊𝒄𝒂𝒄𝒆 𝒂 . 𝑴𝒃𝒂 𝒂𝒛𝒂 𝒂𝒗𝒊𝒍𝒊𝒗𝒊𝒍𝒚 𝒓𝒂𝒏𝒈𝒂𝒉 𝒍𝒆 𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒇𝒂 𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒍𝒂𝒛𝒂𝒐 𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒏𝒆 𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐 𝒊𝒕𝒚 𝒆.
𝑶𝒌 𝒂𝒓𝒚 𝒆. 𝒁𝒂𝒐 𝒍𝒆 𝒊𝒛𝒚 𝒆

🦏𝑬𝑺𝑺𝑬𝑵𝑪𝑬 𝑶𝑭 𝑲𝑨𝑵𝑮𝑨𝑹𝑶𝑶🦋
𝑪𝒐𝒎𝒑𝒍𝒆𝒎𝒆𝒎𝒕 𝒂𝒍𝒊𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒏𝒂𝒕𝒖𝒓𝒆𝒍, 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒑𝒓é𝒗𝒆𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒏𝒐 𝒆𝒏𝒕𝒓𝒆𝒕𝒊𝒆𝒏,
𝑨𝑴𝑷𝑰𝑨𝑺𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑴𝑩𝑨 𝑯𝑨𝑵𝑫𝑨𝑴𝑰𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑯𝑨𝑺𝑨𝑳𝑨𝑴𝑨𝑵𝑨 𝑨𝑹𝑨-𝑷𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨𝑯𝑨𝑵𝑨.

𝑽𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒗𝒐𝒂𝒋𝒂𝒏𝒂𝒉𝒂𝒓𝒚, 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒆𝒇𝒇𝒆𝒕 𝒔𝒆𝒄𝒐𝒏𝒅𝒂𝒊𝒓𝒆, 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂, 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒂𝒌𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒏𝒌𝒊𝒏𝒂𝒏𝒅𝒐𝒉𝒂.

🦋𝑬𝒔𝒔𝒆𝒏𝒄𝒆 𝑶𝒇 𝑲𝒂𝒏𝒈𝒂𝒓𝒐𝒐 🦋
𝒎𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒔𝒐𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒐 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒐:
👉- 𝑵𝑨𝑻𝑨𝑶 𝑯𝑶𝑨𝑵'𝑵𝒀 𝑳𝑬𝑯𝑰𝑳𝑨𝑯𝒀 +18 𝑻𝑨𝑶𝑵𝑨
👉- 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑳𝑨𝑽𝑨 𝑺𝒀 𝑴𝑨𝑵𝑬𝑵𝑱𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑭𝑰𝑳𝑨𝑯𝑰𝑨𝑵𝑨 𝑭𝑶𝑯𝒀.
👉- 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑴𝑷𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑬𝑹𝑻𝑰𝑳𝑰𝑻É.( 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒌𝒂𝒍𝒊𝒕𝒂𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂𝒊𝒏𝒂)
👉- 𝑴𝑨𝑵𝑨𝑴𝑷𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑵'𝑵𝒀 𝑰𝑴𝑷𝑼𝑰𝑺𝑺𝑨𝑵𝑪𝑬 𝑺𝑬𝑿𝑼𝑬𝑳𝑳𝑬.(𝒎𝒊𝒔𝒐𝒓𝒐𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒍𝒆𝒎𝒆𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒍𝒂𝒉𝒊𝒂𝒏𝒂)
👉- 𝑴𝑰𝑺𝑶𝑹𝑶𝑲𝑨 𝑵𝒀 É𝑱𝑨𝑪𝑼𝑳𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 𝑷𝑹É𝑪𝑶𝑪𝑬.( 𝑵𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒆𝒉𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒊𝒓𝒊𝒏𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂 𝒃𝒆 𝒏𝒆𝒇𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒓𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒌𝒐𝒓𝒚)
👉-𝑴𝑰𝑺𝑶𝑹𝑶𝑲𝑨 𝑵𝒀 𝑶𝑳𝑨𝑵'𝑵𝒀 𝑷𝑹𝑶𝑺𝑻𝑨𝑻𝑬.
👉-𝑴𝑨𝑵𝑨𝑴𝑷𝒀 𝑵𝒀 𝑽𝑶𝑨 𝑹𝑬𝑹𝑨𝑲𝑨.
👉-𝑴𝑨𝑵𝑨𝑴𝑷𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑵'𝑵𝒀 𝑭𝑨𝑵𝑨𝑰𝑵𝑻𝑨𝑰𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑹𝑬𝑯𝑬𝑻𝑹𝑨(𝑳𝑨𝑴𝑶𝑺𝑰𝑵𝑨, 𝑹𝑨𝑻𝑺𝑨𝑴𝑩𝑨𝑻𝑨𝑵𝑨).
👉- 𝑴𝑨𝑴𝑷𝑨𝑻𝑨𝑵𝑱𝑨𝑲𝑨.
💪- 𝑴𝑨𝑴𝑷𝑰𝑨𝑲𝑨𝑻𝑹𝑨 𝑵𝒀 𝑯𝑬𝑹𝒀 𝑭𝑰𝑨𝑹𝑶𝑽𝑨𝑵𝑨 𝑯𝑰𝑨𝑫𝑰𝑨𝑵𝑨 𝑨𝑴𝑰𝑵'𝑵𝒀 𝑨𝑹𝑬𝑻𝑰𝑵𝑨 𝑺𝒀 𝑽𝑰𝑹𝑼𝑺 𝑺𝑨𝑴𝒀 𝑯𝑨𝑭𝑨

𝑲𝒂 𝒂𝒊𝒛𝒂 𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒐 𝒂𝒉𝒊𝒕𝒂𝒌𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒐 𝒌𝒂.
𝑴𝒂𝒏𝒅𝒆𝒇𝒂𝒔𝒂 𝑴𝒑 𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒊 𝒆𝒕 𝒏𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒏𝒖𝒎𝒆𝒓𝒐 𝒅𝒆 𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒅𝒆 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒚
0345920314
𝑶𝒌𝒐𝒌! 𝑨𝒍𝒆𝒐 𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒅𝒆 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒊𝒌𝒐 𝒂𝒓𝒚 𝒆.𝒈𝒓𝒂𝒗𝒆 𝒊𝒕𝒚 𝒌𝒐

🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋 Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien, AMPIASAINA MBA HANDAMINANA NY FAHASAL...
17/03/2021

🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋
Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien,
AMPIASAINA MBA HANDAMINANA NY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA.

Vokatra voajanahary, tsy misy effet secondaire, vokatra ara dalana, tsy mitaky fiankinandoha.

🦋Essence Of Kangaroo 🦋
mitondra vokatsoa maro ho anao:
👉- NATAO HOAN'NY LEHILAHY +18 TAONA
👉- MANALAVA SY MANENJANA NY FILAHIANA FOHY.
👉- MANAMPY AMIN'NY FERTILITÉ.( manatsara ny kalitaon'ny tsirinaina)
👉- MANAMPY AMIN'NY IMPUISSANCE SEXUELLE.(misoroka ny fahalemen'ny filahiana)
👉- MISOROKA NY ÉJACULATION PRÉCOCE.( Ny fandehan'ny tsirinaina aloha be nefa tsy misy firisana akory)
👉-MISOROKA NY OLAN'NY PROSTATE.
👉-MANAMPY NY VOA RERAKA.
👉-MANAMPY AMIN'NY FANAINTAINANA REHETRA(LAMOSINA, RATSAMBATANA).
👉- MAMPATANJAKA.
💪- MAMPIAKATRA NY HERY FIAROVANA HIADIANA AMIN'NY ARETINA SY VIRUS SAMY HAFA.
MISY AMIN'NY ATSINJARANY. (20 Pièces ny 1 boîte)

😊 Koa aza misalasala mampiasa Essence of kangaroo fa mahasoa anao no sady mora
Natao hoan'ny olona rehetra na eto tana na any amin'ny faritra.

📦Manao livraison ihany koa izahay📤
Koa raha mahaliana anao dia antsoy mivantana ny laharana
☎ 033 10 203 14
☎ 034 59 203 14

IREO TSIAMBARATELO LEHIBE HO AN'NY FAHASALAMAN'NY TAOVAM-PANANAHANA LAHY SY VAVY .1) Ho anao Lehilahy- Atsaharo ny fihin...
21/01/2021

IREO TSIAMBARATELO LEHIBE HO AN'NY FAHASALAMAN'NY TAOVAM-PANANAHANA LAHY SY VAVY .

1) Ho anao Lehilahy
- Atsaharo ny fihinanana sakafo mamy be loatra satria izany no mahatonga ny éjaculation précoce na fahatongavan'ny Sperme aloha lotra
- Atsaharo ny fanaovana ma********on
- Aza diso misotro alcool bé loatra satria izany no mahatonga ny impuissance na tsy mety mahavelona filahina ka ts afaka manao ny asany intsony izy na koa lasa malemy ny tanjakn tsirinaina
- mila mihinana tongolo oignons fona na Akondro satria ireo no tsara ho an'ny tsirinaina na sperme

2) Ho anao Vehivavy
- Atsaharo ny fihinanana bombon be lotra , chewing-gum , etc...
- Mila misolo slip 1 isanandro satria misy liquide mivoaka amin'ny fivaviana izay miteraka microbe ary ko mety hiteraka aretina
- Mila mihinana Avocat matetika satria tsara ho an'ny fivaviana io
- Mila iany koa mihinana karoty ho an'ny fahasalamanao

Partager o raha voavakinao atr@ farany ho an'ny fahasalamanao sy ny manodidina anao 👍👍👍👍

Araho ny page maro zavatra mahasoa ato

☺ Fizarana kely indray elaela izay 😋Mahakasika ny VOKATSOA NY FIRAISANA 😇Mahatsara ny fahasalamana ny firaisana ara-nofo...
26/08/2020

☺ Fizarana kely indray elaela izay 😋
Mahakasika ny
VOKATSOA NY FIRAISANA 😇

Mahatsara ny fahasalamana ny firaisana ara-nofo atao ny maraina. Maro rahateo ireo dokotera sy manam-pahaizana momba ny fanananahana no milaza fa mazoto hiatrika ny tontolo andro kokoa ny olona miray ara-nofo vao maraina.

Fomba tsara indrindra hanombohana ny andro👌

Amin’ny ankapobeny dia amin’ny maraina no tena mihinjitra tsara ny filahian’ny lehilahy. Tranga ara-dalana io noho ny firafitry ny hozatra amin’ny taovam-pananahany sy ny lalan-drà. Salama ny filahiana mihinjitra vao maraina ary mahasalama ny vatana ny fampiasana azy amin’io fotoana io, satria mampazoto hiatrika ny tontolo andro sady mampahazo hery tahaka ny entin’ny kafe.

Tsy mahabe kizintina😤

Ankoatra ny fahazotoana dia mametraka fahatsiarovana mandritra ny tontolo andro ny firaisana ara-nofo vao maraina. Aza gaga raha hitsiky kely mandritra ny tontolo andro ary tsy ho be kizintina.

Mitondra vitamina🤗

“Cocktail” mitondra soa maro ny firaisana ara-nofo vao maraina : manamafy ny hery fiarovana voajanahary, manatsara ny fikorianan’ny rà, mampiakatra ny « endorphine » izay tsiry mpanentana mitondra hafaliana sy fahatoniana, mampiakatra ny tahan’ny herim-po satria mahatsapa fa tia sady tiana, misoroka ny rarin-tsaina

Fampiasam-batana vita ho azy💪

Raha ny tena marina dia ny maraina no fotoana tsara indrindra hanaovana fanatanjahan-tena. Raha ny voka-pikarohana natao tany Québéc tany izao dia mitovy taha amin’ny fanatanjahan-tena 30 minitra vao maraina ny firaisana ara-nofo iray. Kalôria hatrany amin’ny 240 KCal no very, izay efa afaka mampihena mihitsy.

Karazana nofy😴

Raha mbola tsy nitsangana teo ambony fandriana dia efa tahaka ny tohin’ny nofy sahady ny firaisana ara-nofo atao. Io fahatsapana io dia vao mainka manatsara ny fahatsapana re, rehefa miray ara-nofo.

Mahatsara tarehy👱‍♀

Marina ary mitombina tanteraka ilay fomba filaza hoe mahatanora endrika ny firaisana ara-nofo. Manaitra ny vatana hamoaka singa tsara mantsy ny fahafinaretana faratampony izay manatsara ny toetry ny volo, ny tarehy, ny hoditra…

Matoky tena kokoa✊

Mampatoky tena kokoa ny firaisana ara-nofo vao maraina. Ny andon’ny maraina, ny rivotra madio… Ny fifampizarana fitiavana nisy teo amin’ny andaniny sy ny ankilany, dia mampatoky tena satria mahatsiaro fa tiana.

Zarao amin'ny namana sy tapaka fa mahasoa ny mahalala zavatra.

Tsindrio ilay sary kely 👍
dia aharaka ny fizarana eto foana ianao ary e😍

Mba hampatsiro azy kokoa dia tsara raha laroana ESSENCE OF KANGAROO kely mba ho ela tsara ny lalao, ary mba hatanjaka tsara ilay rangah 😋

☎ 032 41 712 88
☎ 034 59 203 14

🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋 Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien, AMPIASAINA MBA HANDAMINANA NY FAHASAL...
14/08/2020

🦏ESSENCE OF KANGAROO🦋
Complememt alimentaire naturel, sady prévetion no entretien,
AMPIASAINA MBA HANDAMINANA NY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA.

Vokatra voajanahary, tsy misy effet secondaire, vokatra ara dalana, tsy mitaky fiankinandoha.

🦋Essence Of Kangaroo 🦋
mitondra vokatsoa maro ho anao:
👉- NATAO HOAN'NY LEHILAHY +18 TAONA
👉- MANALAVA SY MANENJANA NY FILAHIANA FOHY.
👉- MANAMPY AMIN'NY FERTILITÉ.( manatsara ny kalitaon'ny tsirinaina)
👉- MANAMPY AMIN'NY IMPUISSANCE SEXUELLE.(misoroka ny fahalemen'ny filahiana)
👉- MISOROKA NY ÉJACULATION PRÉCOCE.( Ny fandehan'ny tsirinaina aloha be nefa tsy misy firisana akory)
👉-MISOROKA NY OLAN'NY PROSTATE.
👉-MANAMPY NY VOA RERAKA.
👉-MANAMPY AMIN'NY FANAINTAINANA REHETRA(LAMOSINA, RATSAMBATANA).
👉- MAMPATANJAKA.
💪- MAMPIAKATRA NY HERY FIAROVANA HIADIANA AMIN'NY ARETINA SY VIRUS SAMY HAFA.
MISY AMIN'NY ATSINJARANY. (20 Pièces ny 1 boîte)

😊 Koa aza misalasala mampiasa Essence of kangaroo fa mahasoa anao no sady mora
Natao hoan'ny olona rehetra na eto tana na any amin'ny faritra.

📦Manao livraison ihany koa izahay📤
Koa raha mahaliana anao dia antsoy mivantana ny laharana

☎ 034 59 203 14

Address

Antananarivo
67HANORD

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Impuissance et Éjaculation précoce posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share