FIMA/U

FIMA/U "Soa gny filongoa"
🐮Bohaboha rahay fa Masikoro🐮

FIMA/U TanaMitraoky raiky 🥰♥️Mirary Herignandro mahafinatsy ho antsika iaby lahy♥️
23/03/2026

FIMA/U Tana
Mitraoky raiky 🥰♥️
Mirary Herignandro mahafinatsy ho antsika iaby lahy♥️

Akory iaby rolahy eMikoikeee antsika iaby harivariva rolahy e izahay ato FIMA/U fa hisy gny fivoria izay hatao hamaray @...
20/03/2026

Akory iaby rolahy e
Mikoikeee antsika iaby harivariva rolahy e izahay ato FIMA/U fa hisy gny fivoria izay hatao hamaray @ 9ora tsy diso eny amin'ny Cité Rose Ankatso

Tsy vozaky avao koa lay rahay manentana antsika zay mpianatsy Masikoro eto Antananarivo na miankina na tsy miankina mba hamonjy anay lahy ee,mandramby anareo an-tagnan-droe rahay ka miavia iaby lay zay mbou agny ee,gnantsika iaby raha toy tsy misy hagnavaha🙏
Miavia rolahy fa ho soa raha toy fa nareo avao lignasa io🙂

Tahio gnan-tegna fa gnan'olo tsy omeany🙂

Akory iaby tsika Longo Fivorian'ny FIMA/U izay natao nandroany le 28 Février 2026 Misaotsy antsika bevata  zay niavy sy ...
28/02/2026

Akory iaby tsika Longo
Fivorian'ny FIMA/U izay natao nandroany le 28 Février 2026
Misaotsy antsika bevata zay niavy sy nahafoy fotoa nandroany rolahy (manantena gny fiavian'ireo zay tsy niavy noho ny antony tsy azo hialana avao koa mba ho avy amin'ny magnaraky)
Eto avao koa magnararaotsy manentana antsika zay mahatsiaro tena fa Masikoro na misy Masikoro gny liony agny rolahy mba ho avy hagnatevin-dahara fikambanantsika toy fa antsika iaby toy lahy.Vonona handramby anareo antagnan-droe lay rahay longo iaby reo,indrindra fa tsika mpianatsy.

Tahio gny an-tegna fa gnan'olo tsy omeany❤️

Salama iaby tsika longo 🥰Toy izao ny Fidirana  ho mpikambana ny Association FIMA/U eto AntananarivoZAVATRA  ILAINA :1- S...
16/02/2026

Salama iaby tsika longo 🥰
Toy izao ny Fidirana ho mpikambana ny Association FIMA/U eto Antananarivo
ZAVATRA ILAINA :
1- Sary tapaka 02
2-fiche fenoina mombamomba ny mpikambana FIMA/U
3-Numero misy whatsapp
4-Nom de Compte FB

Manentana antsika rehetra mpianatra fanjakana /privé eto Antananarivo hiditra Fikambanana FIMA/U
Entano ny namana havana Masikoro hiditra Fikambanana koa
Mirary herinandro feno fifaliana ho antsika rehetra,mankasitraka 🥰♥️

Tontosa soamantsara omaly le 15 février  2026 ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo Ray aman-dreny,zoky,zandry membres ...
16/02/2026

Tontosa soamantsara omaly le 15 février 2026 ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo Ray aman-dreny,zoky,zandry membres des Bureau ny ,/U
Etoana dia misotra antsika rehetra izay nandray anjara tamin’izany fivoriana izany
Ny tanjona dia:
1-Ny hampandrosoana ny Association ,/U hatrany
2-Ny hampivondronana sy ny Hanaovana sensibilisation ny mpianatra masikoro mianatra eto Antananarivo na fanjakana na privé ary hanentana azy ireo hiditra fikambanana mariky ny firaisan-kina
3- Ny hampiofanana ireo mpianatra (formation) mba hananana traikefa hitsinjovana ny hoavin’ny tsirairay.
4- Hanampiana ireo mpianatra izay mandalo fahasarotana amin’ny fikarakarana ny dossiers izay karakaraina raha te hiditra hianatra amin’ny ambaratonga ambony sns......

✅️ FANAMARIHANA ✅️
5- Mijoro aram-panjakana ny Association /U eto Antananarivo ary manana membres des Bureau ny Association izay tarihan’i Mr le Président RAKOTONIAINA Harson Rommy sy ny Ekipany
6- Marihina fa rehefa miditra membres isika dia mahazo badge na carte professionnelle izay misy Numéro Matricule sy cachéron ny /U
NB:Manentana antsika rehetra mpianatra masikoro rehetra Mba hiditra mpikambana /U na masikoro tsy mitampo-drano ianao na mananila masikoro
Ny Association /U dia tsy manavaka fa tsika raiky avao lafa atao foko masikoro ♥️

Address

Ankatso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FIMA/U posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share