03/05/2026
Ho avy raha toy, miavia maro tsika fa gny fiaviantsika maro ro mahamasaky azy♥️
EO AMBANY FIAHIAN'I :
Atoa Jeneraly ZAFITASONDRY Ranoelson Marcellin
Mpanolo-tsaina Ambony ny Repoblika ny Fanavaozana
Sy
Atoa RASAMBANY Alain Désiré,
Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena
Ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara
Atoa Siteny Andrianasoloniaiko, Filoha ny Antenimieram-pirenena
Atoa TSARADIA Marco, Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena
Atoa ROCHELIN Houssen, Solombavambahoakan’i Madagasikara
Atoa TSITARA Rogers, Solombavambahoakan’i Madagasikara
Atoa MAHARANTE Jean de Dieu, Solombavambahoakan’i Madagasikara
Atoa RAKOTOMALALA BIRI GOLBERT, Solombavambahoakan’i Madagasikara
Atoa GOULAMALY Jacques Bruno Fils, Solombavambahoakan’i Madagasikara
Ny FILOHA NY FIZAFATO Generaly EDELIN Calixte sady Ambasadaoro any Suisse
Ireo manampahefana sivily sy miaramila avy amin'ny faritanin'i Toliara, ny FIZAFATO sy ny JCFATO
Ny Fikambanan’ny Masikoro Arivolahy izay tarihin'i Atoa NOMENJANAHARY Augustin,
miaraka amin’ny Birao mpanatanteraka
Dia
Manasa anao hanome voninahitra ny fankalazana ny FIARAHABANA TRATRIN'NY TAONA 2026
izay hatao ao amin’ny CEMES Soanierana
Ny 30 Mey 2026 manomboka amin’ny 10 ora maraina.
Fandraisana anjara : 10 000 Ar
________________________________________________________________
SOUS LE HAUT PATRONAGE DE :
M. Général de Brigade ZAFITASONDRY Ranoelson Marcellin
Haut conseiller de la Refondation et son épouse
SOUS LE PARRAINAGE DE :
M. RASAMBANY Alain Désiré,
Ministre de la Jeunesse et des Sports et son épouse
Les députés de Madagascar
M. Siteny Andrianasoloniaiko, Président de l’Assemblée Nationale
M. TSARADIA Marco, Vice président de l’Assemblée Nationale
M. ROCHELIN Houssen, député de Madagascar
M. TSITARA Rogers - député de Madagascar
M. MAHARANTE Jean de Dieu, député de Madagascar
M. RAKOTOMALALA BIRI GOLBERT - député de Madagascar
M. GOULAMALY Jacques Bruno Fils - député de Madagascar
Les autorités civils, militaires de Toliara, FIZAFATO et JCFATO
SOUS LA PRÉSIDENCE EFFECTIVE DE :
M. NOMENJANAHARY Augustin, Président de l’association FIMA
(Fikambanan’ny Masikoro Arivolahy) ainsi que le bureau Exécutif
Ont l’honneur de vous inviter à honorer de votre présence
L’ORGANISATION DES FESTIVITÉS DE NOUVEL AN
qui aura lieu au CEMES Soanierana le 30 mai 2026 à 10h du matin.
Paf : 10 000 Ar
Animé par : GROUPE FIMAHY