04/03/2026
🎛️ 𝐓𝐀𝐁𝐋𝐄 𝐃𝐄 𝐌𝐈𝐗𝐀𝐆𝐄 𝟕 𝐏𝐈𝐒𝐓𝐄 𝐘𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀 – 𝐑é𝐟 𝐏𝐕𝟕 🎤
Mitady table mixage matanjaka sy matihanina ho an’ny sono, fiangonana, studio, animation na DJ ve ianao?
Ity no safidy tsara ho anao!
✅ 7 pistes – Afaka ampidirina micro sy instruments maro indray mandeha
✅ Misy Équaliseur – Ahitsy tsara ny bass, médium, treble
✅ Misy 99 effets intégrés – Echo, reverb, delay… feo matihanina avy hatrany
✅ Entrée USB & Bluetooth – Afaka mampiditra hira mivantana avy amin’ny téléphone
✅ Entrée Micro Jack be / XLR 7 isa – Mety amin’ny micro matihanina
📦 Vaovao – sous carton original
🎶 Feo madio, tsy misy bruit, mety amin’ny:
👉Église
👉Animation & événement
👉Studio d’enregistrement
👉Karaoké
👉DJ
🚚 Livraison Tana / Province (mandefa faritra rehetra)
💰 Prix promo : 220 000 Ar
📞 Contact : 034 68 550 88 / 032 80 045 61
☎️ WhatsApp +261346855088
⚠️
Fi-ARO Tech