Zara Chic Collection

Zara Chic Collection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zara Chic Collection, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

✨ Découvrez nos Pépites & Chic.
👶 Mode Bébé & Enfant | 👗 Mode Femme & Homme | 🧵 Création | 🛍️ Friperie | 📦 Articles variés
💎 Nouveautés • Tendances • Qualité • Prix tout doux
🛒 Vente en gros & détail

30/08/2026

🌴🐒NOSY KOMBA🌴🐒🐢🐍
🌴🪾🍂🦜🐍🐢

Efa Tongasoa eto tana aminizay ny ekipa fa mba naka rivotra kely aloha fa anomboka izara entana milay be anareo sy ifamp...
27/08/2026

Efa Tongasoa eto tana aminizay ny ekipa fa mba naka rivotra kely aloha fa anomboka izara entana milay be anareo sy ifampitafatafa aminareo eto indray💕💖

Ifampizara zava-mahasoa sy entana ilay tena tianareo be izahay sady efa Tonga ny arrivage bomba be 👌👌

Aza Miala alavitra fa Hasao namana anaraka ny page dia abonnéo page fa ho avy masiaka izahay sy ny ekipa🥰🥰🥰

17/08/2026

Ensemble pantalon flare sy ensemble short importé an’ankizy👌🥰🥰

17/08/2026

Efa vonombonona papouzy kely ato miaraka ireto ensemble short entina manao vacance ireto 🏖️🏖️🏝️⛱️

Amin’ny 15h avy eo fotoana ary fa Tonga dia Asao ekipa mba ampitovy any ampanaovana vacance any🏖️

Asio réveil ⏰ mintsy aloha finday sao tsy mahatratra eo

17/08/2026

Miomana ianareo fa hisy live mafana be amin’ny 15h tsy diso👌👌❤️❤️❤️
Ensemble pantalon flare sipakely
Tena hoe pépite be👌👌🥰🥰🥰

Tonga dia atsoy daholo namana sao dia tara avy eo

15h tsy diso hoa a✅✅

16/08/2026

Ensemble short sy ensemble pantalon flare👌👌👌

16/08/2026

Vetivety fotsiny dia miverina eo izahay fa mandamina Kely

16/08/2026

Ensemble pant flare sy ensemble short fille et garçons 🥰🥰
Akanjo vacance

16/08/2026

Akanjo vacance an’i papouzy🥰
Ensemble pant flare
Ensemble short

16/08/2026

Tonga amizay izahay eee💖💖💖

Raha Mbola tsy nahazo akanjo entina vacance dia ndao etsena ato,tsy mila maka alavitra itsony na itady alavitra fa araho live avy eo dia manaova JP dia Tonga any ny entana rapitso...tsotra Kely anie e👌💖💖💖

Aza miala alavitra ary fa efa vonona izahay fa mandamina Kely fotsiny afaka 15 mn dia lasa Zao fa asao namana ary e
Bisou daholo

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261381428312

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zara Chic Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zara Chic Collection:

Shortcuts

Share