14/09/2026
manasa anao mba hi- abonnés an' ito page ito🙏
📲 FANTATRAO NY XENDER? 😏
Fa efa naheno LOCALSEND ve ianao?
Raha zatra mandefa 📸 photo, 🎥 vidéo na 📄 fichier amin’ny Xender ianao, dia misy alternative iray mety ho tianao andramana.
🔥
Afaka mandefa fichier:
📸 Photo
🎥 Vidéo
📄 Document
📁 Fichier lehibe
Ary ny mahaliana azy 👇
✅ Tsy mila câble
✅ Tsy mila compte
✅ Tsy mila envoyer amin’ny Internet
✅ Tsy misy publicité ao amin’ilay application
✅ Afaka mandefa téléphone ↔ téléphone 💨
💡 Ka inona no maha-samy hafa azy amin'i Xender?
Tsy hoe Xender ratsy ❌
Fa LocalSend dia alternative tsotra kokoa, open-source ary mifantoka amin'ny transfert local.
🎯 APPLICATION 1 → LocalSend
😩 OLANA 1 → Te handefa fichier mora sy haingana
💡 SOLUTION 1 →
Manasa anao ary hampiasa sy hanandrana indray ity application ity
💬 Iza no ampiasainao amin'izao?
👉 Xender sa 👉 LocalSend ?
Soraty commentaire 👇😎
Mamy Tech — Découvrez. Apprenez. Équipez-vous. 📱💻