Fah&Cah boutique

Fah&Cah boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fah&Cah boutique, Auction house, Andavamamba, Antananarivo.

✨ Fah&Cah boutique FALY MANOLOTRA ANAO NY VOKATRA TSARA KALITAO! ✨Mbola mitohy hatrany ny fandraisana kapa vrais cuire m...
18/08/2026

✨ Fah&Cah boutique FALY MANOLOTRA ANAO NY VOKATRA TSARA KALITAO! ✨
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana kapa vrais cuire malagasy. 👡

💯 Loko tsy mihofo.
🌧️ Mahazaka rano sy hafanana tsara.
🛡️ Tsy malama ny faladihany, azo antoka tsara ny fandehanana.
👣misy ny pointure rehetra

💰 VIDINY:

👩 Vehivavy: 35 000 Ar
👨 Lehilahy: 40 000 Ar
🎁 TOMBONY HO ANAO:

📩 mitongava ary MP
☎️ 038 71 99345 / 037 47 446 09

Blush 4 en 1💗💗Concealer 4 en 1🤎🤎Base+fond de teint(115)+spray fixateur 🥰🥰Mascara(volume)+eye liner (pointe fine)👁✨Poudre...
04/08/2026

Blush 4 en 1💗💗
Concealer 4 en 1🤎🤎
Base+fond de teint(115)+spray fixateur 🥰🥰
Mascara(volume)+eye liner (pointe fine)👁✨
Poudre (middle)🧏🏻
Glosse mamy kely🫦👄💄
Gels à sourcils (marron et noir avec pinceaux)✨✨
Pinceau 1pc🖌
Palette book 4 en 1(eye shadow,highlighter,blush et contour)❤️🤎🤍💗
Blender 💖

Seulement 61.000Ar🤑❤️😌
Contactez-nous ou venez en message privé
Voafetra ny tolotra🥰😍
☎️: 0387199345

💄 PROMO SPÉCIALE OUVERTURE : Kit Maquillage Complet ! ✨🥰Mitady kit maillage tena kalitao sy mety aminao ve ianao?Te hika...
30/07/2026

💄 PROMO SPÉCIALE OUVERTURE : Kit Maquillage Complet ! ✨🥰

Mitady kit maillage tena kalitao sy mety aminao ve ianao?

Te hikarakara ny endrikao mba ho mendrika sy manintona kokoa?

Sa kosa mitady fanomezana omena an’i madame na ilay namana mamy kely iny? 🎁

Tonga dia mety tsara aminao ity tolotra miavaka ity! 😍

📦 Inona avy no ao anatiny? (Ireo tena tadiavinao sy ilainao rehetra!) ❤️
»Kit feno ho an'ny makiazy isan'andro na ho an'ny andro miavaka.
»Vokatra voafantina tsara sady manaja ny hoditra.
📞 Ahoana no ahazoana azy?
Aza ariana ny fotoana fa voafetra ny isa!

•Antsoy haingana izahay amin'ny: 038 71 99 345 📲
• Na mandefasa MP mivantana izao dia izao raha te hamandrika.

🏃‍♂️🏃‍♀️ Aza miandry farany fa sao tara ianao! 🥰✨

🌟 Araraoty fa mbola mitohy ny commande kapa cuir véritable! 🌟✅ Vita amin’ny cuir 100%✅ Tsy malama ny faladihany, mahazo ...
29/09/2025

🌟 Araraoty fa mbola mitohy ny commande kapa cuir véritable! 🌟

✅ Vita amin’ny cuir 100%
✅ Tsy malama ny faladihany, mahazo aina rehefa mandeha
✅ Mahazaka rano, orana ary masoandro•••
✅ Kalitao avo lenta ary maharitra
✅ Misy pointure rehetra ( sur commande)

💰 Vidiny :
👩 Vehivavy : 35 000 Ar
👨 Lehilahy : 40 000 Ar

🚚 Manao livraison izahay eto Antananarivo ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa.
tongava Mp Ary
📞 038 71 993 45 / 038 23 118 06

👡Kapa cuir tsara tarehy, maharitra, mora vidy

Address

Andavamamba
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fah&Cah boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category