𝙋𝙧𝙤𝙢𝙤 𝙢𝙞𝙣𝙪𝙩𝙚

𝙋𝙧𝙤𝙢𝙤 𝙢𝙞𝙣𝙪𝙩𝙚 🔴ABONNEZ-VOUS pour ne rien manquez 💫 Transformez votre maison en un espace de rêve !
🛋️ Salons modernes & déco tendance
📞 Commande facile – livraison rapide 🚚
(2)

Let's win together all days✅✊

17/04/2026

Vavaka mahery vaika Fanadiovana tanteraka an'i Madagasikara ✨ 🇲🇬

Tsy vavaka tsotra toy ny mahazatra fa asa ara-panahy mivantana.

Ora iraisana: isan'andro @
9h alina. Azo atao amin’ny ora rehetra.

Code arahina sy iraisana.
Sasao io sary etsy ambany io. Apetrao devant ny autel na atao eo anoloanao rehefa mivavaka. (Carré magique).
Aza adino ny Afo Fanazava🕯️🔥

🕊️🕊️🕊️🕊️🕊️🕊️🕊️🕊️🕊️

Amin’ny Anaran'ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY, RAY MASINA AMBONY INDRINDRA, ANDRIAMANITRA TSITOHA SY MANDRAKIZAY, LOHARANON'IZAY REHETRA MISY, MPAMORONA NY ZAVATRA REHETRA, NY HITA SY NY TSY HITA.
Amin’ny anaran'Andriamanitra RAY, RENY, FANAHY MASINA MANDRAKIZAY.
Amin'ny anaran'IZAHO IZAY IZY HATRIZAY.
Amin’ny Anaran’ny Fanatrehako Masina IZAHONAHARY.
Amin’ny anaran'i KRISTY

ETO SY ANKEHITRINY

⭐ Amin'ny anaran'ny FIRAISAMBEN'NY HAZAVANA MANERANTANY ETO MANANKASITSARA

⭐ Miantso ny Fanatrehana masinareo, SERAFIMA, KEROBIMA, KODIA, FANAPAHANA, FAHEFANA, HERY, FANJAKANA, NY ARKANJELY SY NY ANJELY MASINA REHETRA izahay.
⭐ Miantso ny Fanatrehana Masin'ny Fanahy Foibe. Miantso ny Fanatrehana masin'ny Masoandro Ivo Lehibe☀️
Miantso ny Fanatrehana Masin'ny Planeta Neptune, Uranus, Saturne, Mars, Jupiter, Masoandro , Mercure ☿️, Venus 💕, Volana 🌙
Miantso ny Fanatrehana Masin'ny Arkanjely: Metatron, Michael, Gabriel, Raphaël, Uriel, Anael, Orifiel, Zadkiel, Jophiel,
Sandalphon 🌍.
⭐ Miantso ny Fanatrehana Masin’ny Maîtres Cosmiques sy Bodhisattvas rehetra:
Helios ☀️, Vesta 🔥, Sanat Kumara 🌟, Maitreya 🙏, Melchizedek 📜, Jésus Sananda ✝️, Bouddha Gautama 🧘.
⭐ Miantso ny Fanatrehana Masin'ireo Maîtres Ascensionnés :
El Morya, Moïse 📖, Saint Germain, Kuthumi, Djwal Khul, Paul le Vénitien, Sérapis Bey, Hilarion, Lady Nada, Portia, Qwan Yin.. .
⭐ Miantso ny Fanatrehana Masin’ny Elohim 7:
Hercules & Amazonia, Cassiopea & Minerva, Orion & Angelica, Astrea, Cyclopea & Crystal, Paix & Pacifica, Arcturus & Diane.
⭐ Miantso ny Fanatrehana masin'ny Firaisambe Galactiques: Ny Pléadiens, Arcturiens, Siriens, Lyriens, Andromediens 🌠...
⭐ Miantso ny Fanatrehana Masin'ny Mpiasa sy Mpiadin'ny Hazavana rehetra manerana ny Univers.
⭐ Miantso ny Fanatrehana masinareo Fanahy lehibe, Zanahary masina, Fanahy Manankasina, ary ny zava-boahary sy Voary masina rehetra 🌱🦅 eto Manankasitsara.
⭐ Miantso ny Fanatrehana masin'ny Razambe 👴👵 niandohana avy amin'ny lafin-dray na avy amin'ny Lafin-Dreny.
Miantso ny Fanatrehana masin'ny AFO, TANY, RIVOTRA, RANO sy ny Natiora rehetra.
Ianareo amin’ny tempoly masina ⛪ maneran-tany. Ianareo amin’ny tendrombohitra ⛰️ masina rehetra, ny Hazavan'ny Fandresena sy ny Fitiavana.

Eto sy ankehitriny

AMPIDINO sy AROTSAO ary AMPIASAO amiko ny FAHAZAVANAREO amin’ny anaran'ny Firaisamben'ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Vonona sy manolotena aho ho mpandray anjara hanadio sy handravana ary hanafoana tanteraka ny Fanjakan'ny haizina eto Madagasikara.

Eto sy Ankehitriny

Arkanjely masina Mikaely, miantso ny Fanatrehanao masina aho. Ampisalory akanjo fiadina aho ary tolory ny sabatrao mirehitra afo manga ho fitaovana entiko manatanteraka izany.
Mangataka ny
Fanatrehana masin'ny
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara hiaro sy hanampy ary hitarika ahy amin'izany. Ary miantso ny Fanatrehana masin'ny Archange Samaël sy ny adian-anjeliny ary ny Êtres avy amin’ny Planeta Mars rehetra aho.

Eto sy Ankehitriny.
Ento ny fanahiko hitety ireo toerana mila diovaina rehetra eto Madagasikara handrava sy hamotika ny hery maizina, ny fanahy ratsy, ny fanahy maloto, ny fanahy mamitaka sy mpisandoka fahefana rehetra, ireo mpilalao odi-ratsy sy izay ampiasain'ny ratsy ho fitaovana eto Madagasikara.
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Eto sy Ankehitriny.
ATOMBOY @ ireo fahavalo izay manafika sy mamely ahy, ny manodidina ahy, ny eto @ tanàna hipetrahako sy izay alehako ary hivezivezeko isan'andro, ny @ toeram-piasako (na fianarana, fivarotana...sns) ny Fokotany misy ahy, ny Kaomina, ny Distrika, ny Region ary i Madagasikara manontolo.
Amin'ny anaran'i KRISTY
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Eto sy Ankehitriny
VAHAO sy AFAO ireo fanahin'ny Fahazavana rehetra mbola voageja sy voafatotra any ambadika any na aiza na aiza misy azy eto Madagasikara. Indrindra ireo izay ampiasain'ny haizina ka tazominy ataony fitaovana any @ toerana miafina lalina any.
Na ny eny @ Hôpital rehetra sy ny Fonja sy ireo toerana maloto misy Vibration ambany feno fanahy maloto mieloelo rehetra eto Madagasikara.
Amin'ny anaran'i KRISTY.
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Mandritra izany asa izany dia mangataka an'i Arkanjely Samaël sy ireo fanahy tompon'andraikitra rehetra aho hanokatra varavarana amin’ny alalan’ny Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara
afahan'izy ireo miverina @ toerana tokony hisy azy mba hamerenana azy ireo @ Fahazavana.
Amin’ny anaran'i KRISTY
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara

Eto sy ankehitriny
Hidiro izay toerana rehetra mbola hieren'ny haizina eto Madagasikara.
DOROY, POTEO, RAVAO(X3)
amin’ny herinareo izay rehetra tsy masina hiala tanteraka eto Madagasikara.
Ny loge noire, ny temple satanika, ny fiangonana ampiasain'ny satana, ny doany tsy masina sy ireo fitoerana rehetra fieren'ny fanahy maloto sy fialokalofan'izy ireo tsy misy hanavahana.
Amin'ny anaran'i KRISTY
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Eto sy Ankehitriny
TAPAO, RAVAO, ESORY (X3) ny rohy rehetra avy amin’ny haizina, ny fatotra rehetra, izay mifehy ity Nosy ity. Ny MAFIA, ny Cartel sy ireo olona na Fikambanana miafina mifehy an'i Madagasikara sy izay rehetra tia tena tsy mijery ny hafa, tsy mihevitra izay hasoa ity firenena ity.

Aoka ny famaizana mafy indrindra no hiatra amin'ireo izay niray petsapetsa sy miray tsikombakomba, niara niasa t@ fanahy ratsy teto ka nanimbazimba, nametaveta, namono Hasina, nivaro-panahy t@ haizina ka nahapotika ity Firenena ity.

Mangataka ny Anges de Karma izahay amin’ny alalan'ny Firaisamben'ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara hanafaingana ny Karma sahazy azy ireo.
Aoka ho tanteraka ny herinao hitsara azy ireo, ka hanonerany ny zavatra rehetra nangalariny sy nopotehiny.
Amin'ny anaran'i KRISTY
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Eto sy Ankehitriny.
ARINGANO tanteraka tsy hanankery, tsy hanampahefana ary anjara toerana eto sy ankehitriny @ ity Nosy masina ity intsony ny fanahin'ny faharatsiana sy ny fahavetavetana.
Aoka ny fanjakan’ny haizina halevina sy ho totofana amin’ny HERIN’NY TANY MASINA ka ho levona tanteraka eto sy ankehitriny ary mandrakizay.
Amin'ny anaran'i KRISTY
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara

Aoka hiverina amin’ny Hasiny tanteraka sy ny maha izy azy i Madagasikara.
Aoka ny Hazavana no hanapaka. Aoka ny Hazavana no hifehy tanteraka ity Nosy ity.
Aoka ny Vahoaka rehetra hiverina @ Fahazavana.
Aoka ny vahoaka rehetra hifoha sy hatsiaro tena ka hafantatra ny maha IZY azy.
Amin'ny anaran'i KRISTY
amin’ny herin'ny Kristy, amin’ny fahefan'i Kristy.
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara.

Aoka ny vanim-potoana volamena lehiben'ny fahazavana, ny fitiavana, ny fandrosoana, ny filaminana, ny fiadanana, ny firahalahiana ary fahombiazana anie hatsangana eto amin'ity Nosy masina ity ✨🇲🇬

Henoy ny antsonay, Andriamanitra Marina ô! Ataovy ho loharanon’ny fitsaharana ny fiadanana sy ny fitsaranao.
Omeo anay ny fahafahana sy ny fahazavana ho an’ny taranakay sy ny firenenao.
Amin'ny anaran'i KRISTY.
Firaisamben’ny Hazavana Manerantany eto Manankasitsara

Aoka ho tanteraka sy toa izany.

IZAHO (anaranao sy fanampiny___) manisy tombokase amin'ny fahazavana volamena an'ity vavaka ity. Amin'ny anaran'Andriamanitra RAY, RENY, FANAHY MASINA Mandrakizay.
Amin'ny anaran'ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY.
Amin'ny anaran'IZAHO IZAY IZY HATRIZAY
Amin'ny anaran'IZAHO MPAHARY MASINA
Amin’ny anaran'i Arkanjely Samaël
Amin'ny anaran'i KRISTY
Amin'ny anaran'ny FIRAISAMBEN'NY HAZAVANA MANERANTANY ETO MANANKASITSARA.

MASINA NY TENY

MASINA NY TANINDRAZANA🇲🇬

MAMIRATRA MADAGASIKARA✨
MAMIRATRA MISANDRATRA✨

MAHERY NY HAZAVANA✨

MANDRESY NY HAZAVANA✨

IRAY IHANY ISIKA✨💖

MIHOVITRA HAZAVANA MANANKASITSARA ✨

HAZAVANA MANERAN-TANY ✨ 🌍

VIBRATION AMIN’NY AVO INDRINDRA

HAZAVANA TSY MISY FETRA ✨

FIRAISAMBEN’NY HAZAVANA MANERANTANY ETO MANANKASITSARA

FIRAISAMBEN’NY HAZAVANA MANERANTANY ETO MANANKASITSARA

FIRAISAMBEN’NY HAZAVANA MANERANTANY ETO MANANKASITSARA
✨ 🇲🇬 🌍

😭 TOMPO O, ILAY TSENANAY 😭Maraina teo amin’ny 4 ora, nisy afo nipoaka tao amin’ny Box 5 tao amin’ny Tsena Commune Porcha...
07/04/2026

😭 TOMPO O, ILAY TSENANAY 😭

Maraina teo amin’ny 4 ora, nisy afo nipoaka tao amin’ny Box 5 tao amin’ny Tsena Commune Porchard.
May tanteraka ny entanay, 150 tapitrisa Ariary Téo eo ny very, ary Simba tanteraka n'y entana tsy nisy noraisina😭

tao aminay no nihatomboka n'y afo ary niparitaka tamin'ny ireo box 4 ambiny

Ny zavatra mampiahiahy:

Tsy nisy herinaratra tao(tsena tsy misy jiro..na ny manodidina Ary.

VY matevina tanteraka ny rafitra ny trano Akanjo ho an’ny zaza (article pour bébé ), tsy misy zavatra mampidi-doza (tsy nisy afo mety hampidi-doza ny manodidina
Tsy mbola nisokatra ny tsena tamin’ny fotoana nipoahan’ny afo

👉 Tsy loza tsotra izao, mety ho afon-tanana izany.(niniana natao)
Mangataka ny rariny izahay! Ny marina tsy maintsy hita!

Mangataka n'y manam-pahefana zay voakasik izany izahay mba hanokatra fanadihadiana lalina Tompoko..
Fa tena mafy amiany izao.
Ary hanasazy izay rehetra ambadik izao raharaha izao

Zarao azafady mba hahafantatra ny rehetra! 😭🙏

😭TOMPO O.ILAY TSENANAY 😭Un incendie s’est déclaré ce matin vers 4h du matin au marché de la Commune Porchard, et le Box ...
07/04/2026

😭TOMPO O.ILAY TSENANAY 😭

Un incendie s’est déclaré ce matin vers 4h du matin au marché de la Commune Porchard, et le Box 5 a été entièrement détruit. Malheureusement, nous n’avons rien pu sauver de nos marchandises, ce qui représente une perte énorme pour nous.

Selon les constatations sur place, le feu serait parti de l’intérieur même des marchandises, alors que le marché était encore fermé à ce moment-là, ce qui a entraîné la destruction totale de notre box.

Nous tenons à souligner des faits troublants :

- Le local n’était pas électrifié (aucune installation électrique)
- La structure était entièrement en métal
- Il s’agissait uniquement d’une boutique de vêtements pour bébés (confection), sans produits dangereux
- Le marché n’était pas encore ouvert au moment du départ de feu

👉 Ces éléments rendent hautement improbable l’hypothèse d’un incendie accidentel et soulèvent de sérieuses interrogations quant à une éventuelle origine volontaire.

À ce jour, aucune déclaration officielle n’a encore été faite par les forces de l’ordre. Nous demandons avec insistance que l’enquête soit menée jusqu’au bout, afin d’établir toute la vérité et de retrouver les responsables de cet acte grave, si cela se confirme.

Nous appelons toute personne disposant d’informations à se manifester auprès des autorités compétentes.

🙏 Nous demandons justice. La vérité doit être faite.
Partager svp ??😭😭😭

Ny entanay à peu près 150 millions d ariary de perte 😭😭😭😭

🔥Revêtement de sol en PVC auto-adhésif,Très bonne qualité. Souple + protège de couleurs, effet Bois Naturel 🎁Mora apetak...
01/04/2026

🔥Revêtement de sol en PVC auto-adhésif,Très bonne qualité. Souple + protège de couleurs, effet Bois Naturel 🎁

Mora apetaka, mahazaka rano,ts hatahorana ho may raha atao Amin cuisine, tsy malama, mahazaka entana mavesatra, mahazaka Talon.
❌tsy mety Amin do**he satria misy colle

1 carton: 60 pièce (240.000 ar) mahavita 8m2
1/2 carton: 36 piece (150.000ar) 5m2
Dimensions: 15cm*92cm *3mm
Protege de couleurs: 0.2mm

Mety apetaka Amin gorodona, ciment, dalage efa malama, carreau, mosaïque, special sol,🎁

Manao livraison TANA/ PROVINCE

📱. 034 42 910 22

LIEU: Anosizato ouest akaikin shell
direct

́corationintérieure

25/03/2026

Tonga NY arrivage 💗aleo tazomina 240.000 ar NY 1 carton au lieu de 270.000 ar 🎁 alohan fety ity ihany
10 couleurs dispo uniquement sur livraison NY couleurs sasany 🎁
1 carton: 60 pièce: 240.000 ar (8m2)
1carton de 36 piece: 150.000 ar

Piece: 4500ar .Raha maka piece

Dimensions: 15cm*90cm
Épaisseur: 1,5 mm misy 2-3mm (misy karazany arakaraka NY model tianao)

Tsy malama, tsy mora miendaka, miraikitra tsara ny colle, tsy mora simba. Mahazaka talon , mahazaka rano, tsy atahorana Raha atao Amin cuisine,.. mahazaka afo.sns...
Mahazaka fanaka mavesatra tsara.

Poids net: 1 carton: 20kg , et 10 kg

Midira ary Mp misafidy izay couleurs tena mety Amin n tranonao.
Duré: 10ans eoeo...

Mety apetaka Ambonin NY gorodona, ciment, dalage efa malama tompoko, mosaïque, Carreau, parquet

Lieu: Anosizato est akaikin Jovenah tompoko

📱0344291022 / 0372964913

́corationintérieure




🎁Revêtement de sol en PVC auto-adhésif et PLAFOND PVC ( DÉPÔT DIRECT)🎁AZA MISALASALA MANONTANY dia mamakia tsara fa efa ...
18/03/2026

🎁Revêtement de sol en PVC auto-adhésif et PLAFOND PVC ( DÉPÔT DIRECT)🎁

AZA MISALASALA MANONTANY dia mamakia tsara fa efa ataoko eto ambany daholo NY details rehetra 😭😂🥰

Revêtement de sol en PVC auto-adhésif (efa miaraka aminy colle)
👉Mahazaka rano,mateza,mora apetaka,matevina tsara, mahazaka hafanana, mahazaka Talon, mahazaka meuble mavesatra.

Dimensions: 152,4mm*914,4mm*3mm(épaisseur)*0,20mm protection de couleurs.

1 carton: 60 pièce: 240.000ar mahavita 8m2
1/2 carton: 36 piece: 150.000ar mahavita 5m2
1 piece: 4.000ar (-30 piece: 4.500ar)

👉Mety apetaka Amin gorodona, trano ciment, dalage efa malama(efa lisse) , parquet, mosaïque, carreau

Livraison rapide TANA/ PROVINCE
Livraison gratuit Raha maka +3 carton eto TANA ville+ izay hifanarahana Raha peripherique.

❌PLAFOND PVC ( RESISTANT/ FACILE À POSER) souple, qualité OK👌

30cm*4m: 367.500ar (15 piece) 24.500ar/pcs
20cm*4m: 240.000 ar (15 piece) 16.000 ar /PCs
Gorge/ vice: prix hafa

Aza misalasala ary Tonsa mivantana fa faly mandray anao izahay 🥰

TeL: 034 42 910 22 ( tefihasina Mickael junior) misy Mvola, sady mandray Mvola) 🎁

Lieu: Anosizato est akaikin Jovenah tompoko
Tsara miantso rehefa akaikikaiky tompoko 🥰

🎁Revêtement de sol en PVC auto-adhésif (aza Tara fa tena vitsy sisa ny stock) 🎁Effect Bois style tendance be mihitsy ire...
17/03/2026

🎁Revêtement de sol en PVC auto-adhésif (aza Tara fa tena vitsy sisa ny stock) 🎁

Effect Bois style tendance be mihitsy ireo Model ireo.
Tsy manahirana, mora apetaka, miraikitra tsara ny colle
👉Mora diovina kely, Tsy mora vasoka fa tsara qualité be ireo.(Couleurs maninona be)

Mety apetaka Amin gorodona, ciment, dalage efa lissé, carreau, mosaïque,...
❌Spécial sol ihany tompoko fa tsy mety atao Amin rindrina sy plafond.

1 carton: 60 pièce: 240.000ar mahavita 8m2
1/2 carton: 36 piece: 150.000ar mahavita 5m2
1 pièce : 152.4cm*914.4cm* 3.0mm(épaisseur)*0.20mm(épaisseur de couleurs)

Lieu Anosizato ouest akaikin Jovenah rond-point

📱 0344291022 Mvola( tefihasina Mickael junior)

Manao livraison gratuit izahay a partir 3 carton (TANA)

LIVRAISON TANA / PROVINCE.

Alefao haingana NY commande fa tsy mahazo eo indray 🎁

❌Destockage Revêtement de sol en PVC (effect Bois style Mpanakarena 😅)Mahazaka rano, mety sasaina tsara, mora diovina, t...
17/03/2026

❌Destockage Revêtement de sol en PVC (effect Bois style Mpanakarena 😅)

Mahazaka rano, mety sasaina tsara, mora diovina, tsy malama, tsy mora vasoka,
Miraikitra tsara NY la colle
Matevina tsara tsy mitovy Amin NY balatom
5 couleurs dispo
1 carton: 60 pièce: 240.000 ar (8 m2)
1/2 carton= 36 piece 150.000ar(5m2)

Manao livraison Tana / province

👉Ataotsika gratuit daholo ndray n livraison eto Tana a partir 3 carton

034 42 910 22 / 032 19 684 84

stock limité..( vitsy sisa ny ao.izay mahay manararaotra prix latsaka ihany ny mahazo😁
3 couleurs sisa ny dispo

Afaka Tonga mivantana manjifa ☺️
Ety ANOSIZATO OUEST AKAIKIN JOVENAH ROND POINT TOMPOKO

📢 PLAFOND PVC DE QUALITÉ – MODERNE & DURABLE !❌Vous cherchez une solution élégante et résistante pour votre plafond ?Opt...
04/03/2026

📢 PLAFOND PVC DE QUALITÉ – MODERNE & DURABLE !❌

Vous cherchez une solution élégante et résistante pour votre plafond ?
Optez pour notre plafond PVC !

✅ Résistant à l’humidité
✅ Facile à installer
✅ Facile à nettoyer
✅ Design moderne et esthétique
✅ Longue durée de vie

🏠 Idéal pour : maison, bureau, boutique, hôtel, salon, etc.

💰 Prix abordable
30cm*4m: 367.500 ar (15 piece) 18m2
20cm*4m : 240.000 ar (15 piece) 12m2

Misy Gorge/ vice ihany koa

👷‍♂️ Nous disposons d’installateurs expérimentés et professionnels
Travail soigné – Finition propre – Respect des délais

📍 Disponible à Anosizato est Jovenah rond-point
📞 Contact : 034 42 910 22 / 032 19 684 84

Livraison possible et partout ( Tana/ province)

́corationintérieure

❌Destockage Revêtement de sol en PVC (effect Bois style Mpanakarena 😅)Mahazaka rano, mety sasaina tsara, mora diovina, t...
03/03/2026

❌Destockage Revêtement de sol en PVC (effect Bois style Mpanakarena 😅)

Mahazaka rano, mety sasaina tsara, mora diovina, tsy malama, tsy mora vasoka,
Miraikitra tsara NY la colle
Matevina tsara tsy mitovy Amin NY balatom
5 couleurs dispo
1 carton: 60 pièce: 240.000 ar (8 m2)
1/2 carton= 36 piece 150.000ar(5m2)

Manao livraison Tana / province

👉Ataotsika gratuit daholo ndray n livraison eto Tana a partir 3 carton

034 42 910 22 / 032 19 684 84

stock limité..( vitsy sisa ny ao.izay mahay manararaotra prix latsaka ihany ny mahazo😁

Afaka Tonga mivantana manjifa ☺️
Ety ANOSIZATO OUEST AKAIKIN JOVENAH ROND POINT TOMPOKO

📢 PLAFOND PVC DE QUALITÉ – MODERNE & DURABLE !❌Vous cherchez une solution élégante et résistante pour votre plafond ?Opt...
21/02/2026

📢 PLAFOND PVC DE QUALITÉ – MODERNE & DURABLE !❌

Vous cherchez une solution élégante et résistante pour votre plafond ?
Optez pour notre plafond PVC !

✅ Résistant à l’humidité
✅ Facile à installer
✅ Facile à nettoyer
✅ Design moderne et esthétique
✅ Longue durée de vie

🏠 Idéal pour : maison, bureau, boutique, hôtel, salon, etc.

💰 Prix abordable
30cm*4m: 360.000 ar (15 piece) 18m2
20cm*4m : 225.000 ar (15 piece) 12m2
Gorge/ vice .

👷‍♂️ Nous disposons d’installateurs expérimentés et professionnels
Travail soigné – Finition propre – Respect des délais

📍 Disponible à Anosizato est Jovenah rond-point
📞 Contact : 034 42 910 22 / 032 19 684 84

Livraison possible et partout ( Tana/ province)

́corationintérieure

❌Destockage Revêtement de sol en PVC (effect Bois style Mpanakarena 😅)Mahazaka rano, mety sasaina tsara, mora diovina, t...
21/02/2026

❌Destockage Revêtement de sol en PVC (effect Bois style Mpanakarena 😅)

Mahazaka rano, mety sasaina tsara, mora diovina, tsy malama, tsy mora vasoka,
Miraikitra tsara NY la colle
Matevina tsara tsy mitovy Amin NY balatom

5 couleurs dispo
1 carton: 60 pièce: 240.000 ar (7,5m2)

Manao livraison Tana / province

👉Ataotsika gratuit daholo ndray n livraison eto TANA na NY makeny Amin Trans atram fin DU mois ity

034 42 910 22 / 032 19 684 84

stock limité..

Afaka Tonga mivantana manjifa ☺️
Ety ANOSIZATO OUEST AKAIKIN JOVENAH ROND POINT TOMPOKO

Address

Antananarivo
402

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝙋𝙧𝙤𝙢𝙤 𝙢𝙞𝙣𝙪𝙩𝙚 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 𝙋𝙧𝙤𝙢𝙤 𝙢𝙞𝙣𝙪𝙩𝙚:

Share