22/11/2023
Hoay eee!manimanitra fety isika izany!👍 'ndao hanaingo trano dieny izao ary euh!
Ireto ary ny LED LIMUNEUX misy ato amin'ny H&M Shop:
😋LED LUMINEUX : BLANC OU BLEU ou MULTI COLOR: 10 000AR (10m)
😋DORRÉ : 12 000Ar (10m)
👉 mandeha courant 220V
👉Ralengeable (afaka mifampitohy)
👉reglable (afaka mirehitra permanent na mipikapika)
💪Livraison possible partout à Madagascar à partir de 3000ar
Contact : 038 14 397 85
Mp si intéressés !