01/06/2026
Mitady toerana mety hanaovana lanonana ve ianao? Eto no toerana tsara ho anareo!
✨ Azo anaovana : • Fiançailles
• Batisa
• Anniversaire
• Cellule de prière
• Fivoriana sy hetsika isan-karazany
✅ Efa misy : • Chaises sy tables
• Baffle
• Cuisine
• Micro chargeable
• Toilettes
• Parking
📍 Toerana : Ambodivona, ambadikin'ny Hotel Tiana
💰 Tarif : 150.000 Ar / journée
📞 Contact : 034 56 089 58
Toerana milamina, madio ary vonona handray ny lanonana sy hetsika rehetra ataonareo.
📲 Antsoy na mandefasa hafatra dieny izao raha mila fanazavana fanampiny na hanao réservation. Ny daty tianao dia azo tehirizina mialoha. 🎉