silex market

silex market mialy

 -POITRINE✅ Qualité mafy sa milay💵 25 000 ariary 🚲🛵 Livraison tana et province 0340238717 ou mp ny comandinao 🥰
05/03/2026

-POITRINE
✅ Qualité mafy sa milay
💵 25 000 ariary
🚲🛵 Livraison tana et province

0340238717 ou mp ny comandinao 🥰

💥‼️  #𝗠𝗔𝗧𝗬 𝗡𝗬 𝗚𝗨𝗜𝗗𝗘 𝗦𝗨𝗣𝗥𝗘𝗠𝗘 𝗔𝗟𝗜 𝗞𝗛𝗔𝗠𝗘𝗡𝗘𝗜 𝗧𝗔𝗢  #𝗜𝗥𝗔𝗡Maty ny maraina teo ny mpitarika ambony drindra na ny Guide Suprême a...
01/03/2026

💥‼️ #𝗠𝗔𝗧𝗬 𝗡𝗬 𝗚𝗨𝗜𝗗𝗘 𝗦𝗨𝗣𝗥𝗘𝗠𝗘 𝗔𝗟𝗜 𝗞𝗛𝗔𝗠𝗘𝗡𝗘𝗜 𝗧𝗔𝗢 #𝗜𝗥𝗔𝗡
Maty ny maraina teo ny mpitarika ambony drindra na ny Guide Suprême ao Iran, , raha ny fanamafisan’ny fahitalavitra ofisialy iraniana, taorian’ireo daroka miaramila mahery vaika nataon’i Israely sy Etazonia. Nahatratra 201 farafahakeliny ny olona ary 747 no naratra. Nampangain’ny masoivohon’i Iran ao amin’ny ONU ho “heloka an’ady” kosa ireo fanafihana ireo.
📌Taorian’ny fahafatesany dia nanambara fisaonana nasionaly mandritra ny 40 andro i Iran. Nampanantena henjana amin’i Israely sy Etazonia ihany koa ny Tafika Iraniana, nilaza fa mbola amin-kery ny lalana sy ny iraka navelan’ilay mpitarika.

TENSIOMÈTRE ÉLECTRONIQUE – ARM STYLE DIGITAL 🩺💰 PRIX: 25 000 AR monjaTe-hanara-maso ny tosi-drà ao an-trano ve ianao?Ity...
28/02/2026

TENSIOMÈTRE ÉLECTRONIQUE – ARM STYLE DIGITAL 🩺

💰 PRIX: 25 000 AR monja

Te-hanara-maso ny tosi-drà ao an-trano ve ianao?
Ity no fitaovana ilainao hiarovana ny fahasalamana!

✅ Fully automatique – Arm Style Electronic Blood Pressure Monitor
✅ Écran digital LCD mazava tsara
✅ Méthode Oscillométrique
✅ Measurement range: 0–280 mmHg
✅ Pulse: 40–195 fois/min
✅ Précision: ±3 mmHg
✅ Résolution: 1 mmHg
✅ Mandeha pile AAA 4 (DC 6V)
✅ Maivana (220g eo ho eo)
✅ Taille: 115mm × 96mm × 59mm

📦 Accessoires inclus:
✔️ Brassard
✔️ Manuel
✔️ Carte de garantie
✔️ Storage bag
🏃🏻🏃🏻Alefao aingana ny comandinao
📦 Livraison partout Madagascar
☎️ Contact:0340238717
📱Watchap :032111773

Tsy voatery mandeha docteur vao ahafantarana ny tosi-drànao fa vita ao an-trano iany

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when silex market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share