Santé C3M

Santé C3M Médecine générale et Procréation Médicalement Assistée à Antananarivo
Conseiling en ligne et sur place

Rendez-vous vaccination des mois de Mars et Avril :🌟 28 Mars à 9h : VAR🌟 15 Avril à 9h : BCG et VAR🌟 29 Avril à 9h : VAR...
18/03/2026

Rendez-vous vaccination des mois de Mars et Avril :
🌟 28 Mars à 9h : VAR
🌟 15 Avril à 9h : BCG et VAR
🌟 29 Avril à 9h : VAR

N'oubliez pas de vous munir du carnet de vaccination de l'enfant

🌸 8 Martsa – Andron’ny Vehivavy 🌸Fankasitrahana ho an’ny vehivavy rehetra ! 💜Mahery 💪, mikarakara 👩‍👧‍👦, ary manome aina...
08/03/2026

🌸 8 Martsa – Andron’ny Vehivavy 🌸

Fankasitrahana ho an’ny vehivavy rehetra ! 💜

Mahery 💪, mikarakara 👩‍👧‍👦, ary manome aina ny fiaraha-monina. 🌍✨

Zava-dehibe ny fahasalamanao 🩺🌿

Manampy ireo mpivady maniry hanan-janaka izahay 👶✨Nohon'ny finoana sy ny soatoavina arahintsika,tsy manome fanafody famp...
16/02/2026

Manampy ireo mpivady maniry hanan-janaka izahay 👶✨

Nohon'ny finoana sy ny soatoavina arahintsika,
tsy manome fanafody fampitsaharana vohoka izahay 🚫💊

Mankasitraka ny fahatokisanareo 🙏🤍

🌸 La réserve ovarienne, c’est quoi ?C’est le "stock" d’ovocytes qu’une femme a dans ses ovaires 🧺✨👉 Elle diminue naturel...
13/12/2025

🌸 La réserve ovarienne, c’est quoi ?

C’est le "stock" d’ovocytes qu’une femme a dans ses ovaires 🧺✨

👉 Elle diminue naturellement avec l’âge (oui, c’est normal 😌)

👉 On peut l’évaluer grâce à un dosage hormonal, surtout l’AMH 💉🔬

👉 Ce test aide à mieux comprendre sa fertilité à l’instant T

👉 c’est une information pour mieux décider 💛

🤣 Tsy adino :Ny fambara hafahafa + hevitra avy amin'i tantine = tsy fitiliana 😅Ny test de grossesse ➝ efa azo ianteheran...
02/12/2025

🤣 Tsy adino :
Ny fambara hafahafa + hevitra avy amin'i tantine = tsy fitiliana 😅

Ny test de grossesse ➝ efa azo ianteherana ✔️
Ary raha mila antoka kokoa, tsara ny test ra 💉😉

🤱👶 PEAU-À-PEAU : FIKFIKIRANA VOALOHANY EO AMIN'NY RENY SY NY ZAZA : Hetsika voaloha tanterahan'i Rasazy vao milatsaka ny...
23/11/2025

🤱👶 PEAU-À-PEAU : FIKFIKIRANA VOALOHANY EO AMIN'NY RENY SY NY ZAZA : Hetsika voaloha tanterahan'i Rasazy vao milatsaka ny zazakely

💛 Mampitony avy hatrany ny zaza
→ Mifakafantatra ny fon'ny reny sy ny zaza (synchronisation physiologique)

🔥 Mampilamina ny hafanany
→ Ny hafanan’i Neny no mandrakotra ny zaza

🧠 Manampy ny fihetseham-po
→ Mahatsapa fiarovana sy fahatoniana ny zazakely

💕 Mampiakatra ny ocytocine amin’ny reny
→ Hormona manamora ny fampinonoana

🌟 Tsotra, mora, nefa mahery vaika 💪🏻

✨ Echographie Pelvienne : Hitarafana ny ao amin'ny tranon-jaza 💫🩺 Fomba roa, tanjona iray : ny hahitanay mpitsabo izay t...
12/11/2025

✨ Echographie Pelvienne : Hitarafana ny ao amin'ny tranon-jaza 💫

🩺 Fomba roa, tanjona iray : ny hahitanay mpitsabo izay tsy hitan’ny maso !

👉 Ilay Echographie pelvienne sus-pubienne dia atao eo amin’ny faritra ambany amin’ny foitra.
💧 Mila feno rano ny tatavia aloha (eny, mila mitazona kely 😅). Izy io dia manampy hahitana tsara ny tranon-jaza, ovaire, sy ny tatavia.

🌸 Ilay Echographie pelvienne endovaginale kosa dia miditra lalindalina kokoa.
Ampidirina moramora ao amin’ny fivaviana ny sonde, ka manome sary mazava tsara momba ny ao anatiny. Tena tsara amin’ny fahitana kyste kely, fibrome, na fanaraha-maso ny ovulation.

✨ Raha atao miaraka ireo fomba roa ireo dia manome fahalalana feno
Tsy misy fanaintainana ny fanaovana échographie 💕

🧠 Tsarovy : ny écho dia mahita, ary afahana mahazo tsara ny toe-pahasalaman'ny tranon-jaza 💫

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261320345911

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Santé C3M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Santé C3M:

Shortcuts

Share