La Résidence Yo

La Résidence Yo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Résidence Yo, Business Center, Bypass, Antananarivo.

......
01/08/2026

......

Salama e! Nohon'ny fanamboarana izay ho atao ato amin'ny resto bar lounge, ahemotra amin'ny fotoana manaraka ny seho kas...
17/03/2026

Salama e! Nohon'ny fanamboarana izay ho atao ato amin'ny resto bar lounge, ahemotra amin'ny fotoana manaraka ny seho kasaina atao miaraka amin'ny krutambul ny 28 mars 2026 ho avy izao. Misaotra tompoko

Bon plan antsika zoma ho avy izao  .....Andao hiaraka hankafia mozika faraparany ato @ Ala Voly Food isika mandra-pilaza...
17/03/2026

Bon plan antsika zoma ho avy izao .....
Andao hiaraka hankafia mozika faraparany ato @ Ala Voly Food isika mandra-pilazanay ny toerana vaovao hisy anay .....

14/03/2026

Iza daholo no mahatadidy sy nihira ny vazon'izalahy ireto e?
Hiaraka amintsika indray izy Telo mrall am 28 Marsa izao
Ato amin'ny Ala Voly Food hatrany no fotoanantsika
Tapakila tsota :15.000 ar . Réservation :20.000 ar
Azonao atao ny miantso ny laharana 0342051146 raha hamandrika na hividy tapakila
Revy mlay bé io iarahana am Zalah Krutambull Tanà io Sady tsy fahita firy a

Hira hira sy mozika comdab isaky ny Zoma ato Amin'ny Ala Voly Food iarahana amin'ny Genle Ma indray amin'ity indray mito...
10/03/2026

Hira hira sy mozika comdab isaky ny Zoma ato Amin'ny Ala Voly Food iarahana amin'ny Genle Ma indray amin'ity indray mitoraka ity. izy mitendry dia Ianareo no mpanakanto mizara ny kanto avy any aminareo ....Aiza daholo ireo akama Ilay mahay mihira bé ireny .Zoma 13 ary miona manomboka amin'ny 7 ora sy sasany .Miara manala Voly Food ao eeee .kkkkkk

Izahay ato amin’ny Ala Voly Food dia mandray sy mampiantrano ireo fety sy lanonana isan-karazany izay tianareo hatao eto...
09/03/2026

Izahay ato amin’ny Ala Voly Food dia mandray sy mampiantrano ireo fety sy lanonana isan-karazany izay tianareo hatao eto aminay, toy ny:
🎉 Anniversaire
💍 Fiançailles
🥂 Réception
📊 Séminaire
👨‍👩‍👧‍👦 Fête familiale
…sy hetsika maro hafa..
info : 0342051146

08/03/2026

vokatra iray mahafinaritra bé niarahana niasa tamin'ny Ala Voly Food bypass .....Misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra ny toerana . Aza misalasala miantso ny laharana Info: 0342051146

Address

Bypass
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Résidence Yo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share