Mia Design

Mia Design Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mia Design, Printing Service, Antananarivo.

Hellooo les amissss😍 Elaela tsy teo fa zao efa miverina amin’izay izahay mandray ny commande nareo🥰🫶🏻Tee-shirts oversize...
28/08/2026

Hellooo les amissss😍
Elaela tsy teo fa zao efa miverina amin’izay izahay mandray ny commande nareo🥰🫶🏻

Tee-shirts oversize marron: 250g 😍
Dia mankasitraka an’ireto équipe mafinaritra be Ireto nahatoky anay🤎🤍



Tee-shirt oversize manitra be🤩🫶🏼Tonga dia 220g matevina tsara, ilaina amin'izao andro mangatsika zao🥶😍Aza misalasala ary...
01/05/2026

Tee-shirt oversize manitra be🤩🫶🏼
Tonga dia 220g matevina tsara, ilaina amin'izao andro mangatsika zao🥶😍

Aza misalasala ary mandefa message fa vonona ny handray anareo izahay ❤️

Mankasitraka hatrany ny amin'ny fahatokisana les amis ✨🥰

Blessed 🔥

Tee-shirt oversize manja ❤️YHWH❤️100% Coton amin'ilay 220g tonga dia manoratra tsara 🤩Client satisfaite 🥰 Mankasitraka h...
27/03/2026

Tee-shirt oversize manja ❤️YHWH❤️
100% Coton amin'ilay 220g tonga dia manoratra tsara 🤩

Client satisfaite 🥰 Mankasitraka hatrany ny amin'ny fahatokisana anay 😍😍

Impression sur PVC direct✅🔥Pour vos plaques,photos, décoration intérieure,panneaux publicitaires, enseigne, signalétique...
19/03/2026

Impression sur PVC direct✅

🔥Pour vos plaques,photos, décoration intérieure,panneaux publicitaires, enseigne, signalétique professionnelle ,photo booth,carte menu,sns

✓PVC 5mm/3mm
✓Impression anti- UV
✓Qualite premium
✓Format jusqu'à 240x120cm

Contact📞:038 68 464 83/037 25 822 76
Whatsapp :0386846483
Facebook :Mia Design
Email: [email protected]



Cordon+ porte badge personnalisé 😍Tena hoe personnalisé amin'ny izay tinao 🤩👌✅Tsy miova ny conditions antsika fa sur com...
11/03/2026

Cordon+ porte badge personnalisé 😍

Tena hoe personnalisé amin'ny izay tinao 🤩👌

✅Tsy miova ny conditions antsika fa sur commande uniquement foana✅

📞038 68 464 83
📩 Mia Design
📧 [email protected]
Whatsapp : 038 68 464 83



Mankasitraka anareo rehetra nahatoky anay😍🥰Misaotra betsaka ihany koa amin'ny Ilay retour mamikelyyy🫶❤️Alefaso ny comman...
17/02/2026

Mankasitraka anareo rehetra nahatoky anay😍🥰

Misaotra betsaka ihany koa amin'ny Ilay retour mamikelyyy🫶❤️

Alefaso ny commande,fa misy karazany maro samy hafa betsaka ato😍✨

́


✅Autocollant prédécoupé ✅📎Vynil blanc/Transparent/Papier autocollant 📎👌Manome endrika miavaka ho an'ny produit anao👌✨Afa...
11/02/2026

✅Autocollant prédécoupé ✅

📎Vynil blanc/Transparent/Papier autocollant 📎

👌Manome endrika miavaka ho an'ny produit anao👌

✨Afaka manaraka ny forme rehetra
✨Mazaka rano
✨Mazaka mangatsika
✨Mora ampetaka
✨Kalitao tsara

Aza misalasama manontany fa vonona ny handray anao izahay ato

Mankasitraka an'ny Client avy any Vatomandry natoky anay(La Ferme de Tantelisoa Vatomandry)

📞038 68 464 83
Whatsapp : 038 68 464 83
Mp: Mia Design
E-mail: [email protected]




Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share