Trondro Maina Tsara

Trondro Maina Tsara Mivarotra ambogadiny "en gros" manomboka eo 10kg miakatra, marihina fa gratuit ny livraison!

Ary ny amin tonne kosa, dia mbola afaka omena réduction de prix miampy contrat.

Salama daholo, ela tsy heno izahay noho ny antony tsy azo anoharana ka ialana tsiny tompoko 🙏Inty misy entana tena tsara...
03/03/2023

Salama daholo, ela tsy heno izahay noho ny antony tsy azo anoharana ka ialana tsiny tompoko 🙏
Inty misy entana tena tsara sady amin'ny vidiny mirary :
"CREVETTE MAINA : 21 000 AR/KG"
Afaka miantso avy hatrany izay liana : 0320412994/0381391203
(Photo réelle)

01/03/2021

Miarahaba antsika rehetra. Bé Dia bé tokoa isika manontany ato.
Hatreto mbola efa lany daholo ny entana, Ary miandry n'y fisokafana vao misy.
Mirarisoa antsika rehetra

Address

II T 75 Bongatsara
Antananarivo

Telephone

+261322493847

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trondro Maina Tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trondro Maina Tsara:

Share