ANAX GROUP

ANAX GROUP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ANAX GROUP, Business Center, Antananarivo.

📢📢📢Miarahaba tompoko! 📢📢📢🎉❌❌Efa naheno ve ianao ny akoho GOLIATH KUROILER izay nahatonga fahagagana tamin'ny mpiompy mar...
17/07/2024

📢📢📢Miarahaba tompoko! 📢📢📢🎉

❌❌Efa naheno ve ianao ny akoho GOLIATH KUROILER izay nahatonga fahagagana tamin'ny mpiompy maro? 😮🔍❌❌

Inona marina no mahasamihafa azy amin'ny akoho fahitatsika mahazatra ?🐓🐓🐣

Ny akoho Kuroiler dia mitondra fiovana goavana amin'ny tontolon'ny fiompiana noho ny tombony maro atolony:

1️⃣ Mitady akoho haingana be dia ngeza ve ianao?
2️⃣ Ireo akoho hafa tsara tsiro ve tsy mahafa-po anao satria tsy mahatratra lanja haingana?
3️⃣Mora rava ny ezaka sy ny vola lanina raha tsy mahomby ny fiompiana akoho ataonao.
4️⃣Ny GOLIATH KUROILER no hamaha izany olanao izany!

❌❌ Ao anatin'ny 3 volana monja dia efa azo hanina, ary manana lanja 2-3 kg ❌❌

✔️✔️📢Ary 4 volana dia efa manatody isan'andro!🐣🐣🚀

Miaraha aminay ary jereo ny vokatra mivaingana atolotry ny GOLIATH KUROILER!

⏭️⏭️💢 ATODY EFA DISPONIBLE 💢⏮️⏮️

🛑🛑🛑PRIX ATODY : 4000 Ar 🛑🛑🛑

Toerana : Alakamisy Fenoarivo
📞 Contact : 034 99 426 40
🛵 Manao livraison ho an'ireo tsy afaka mivezivezy!

Retour en image na tamberina an-tsary ny Tsenaben'ny Tanora 2024.Etoana dia misaotra hatrany ny MJS ( Ministère de la Je...
10/07/2024

Retour en image na tamberina an-tsary ny Tsenaben'ny Tanora 2024.

Etoana dia misaotra hatrany ny MJS ( Ministère de la Jeunesse et du Sport) nikarakara ny hetsika, ary niantso anay no sady nanohana ny tanora misehatra anatin'ny fandrarahana ihany koa.

Misaotra ihany koa ny MED ( Madagascar Entreprise Développement) tamin'ny fampiofanana hatramin'izay sy tamin'io andro io ihany koa, fa nampitombo ny fahalalana.

Isaorana ihany koa ny ekipa rehetra na ny nanao sur terrain na ny niasa tany ambadika rehetra mba hanatontsoa ny hetsika, milay ianareo.



&No_avicole_kuroiler

Anax_printy_service
09/07/2024

Anax_printy_service

Veloma hatreo ny fahatapahan-jiro sy ny haizina. 😬👋⏩Inty no vaholana atolotray ho anao satria dia manazava tsara, afaka ...
15/06/2024

Veloma hatreo ny fahatapahan-jiro sy ny haizina. 😬👋

⏩Inty no vaholana atolotray ho anao satria dia manazava tsara, afaka atao isan-kefitra ny jiro, afaka hamahanana finday ihany koa. 😎👍

❌ Misy Radio carte ihany koa 😁
Tsara feo be nefa kely2 ✅

Sarotra ny fiainana dia izao, Azo aloa tsikelikely manomboka amin'ny 8.800 ar isan'kerinandro ny vidiny. 🤝

✅Mora ampiasana.
✅Mafy sy mateza tonga dia ilay incassable
✅Misy torche + commande à Distance Jiro.

❌Tongava manjifa, aza misalasala fa maro no efa afam-po nanjifa ny Kit solaire Masontsika. 💯

Toerana : Tsena Alakamisy Fenoarivo tampon-tsena

☎ 0349210464

14/06/2024

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANAX GROUP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share