𝑺𝒆𝒅𝒓𝒂 π‘¨π’„π’‚π’…π’†π’Žπ’š π‘«π’Šπ’ˆπ’Šπ’•π’‚π’

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • 𝑺𝒆𝒅𝒓𝒂 π‘¨π’„π’‚π’…π’†π’Žπ’š π‘«π’Šπ’ˆπ’Šπ’•π’‚π’

𝑺𝒆𝒅𝒓𝒂 π‘¨π’„π’‚π’…π’†π’Žπ’š π‘«π’Šπ’ˆπ’Šπ’•π’‚π’ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 𝑺𝒆𝒅𝒓𝒂 π‘¨π’„π’‚π’…π’†π’Žπ’š π‘«π’Šπ’ˆπ’Šπ’•π’‚π’, Wholesale & Supply Store, Anosy Mahamasina, Antananarivo.

Sedra Academy Digital dia sehatra manampy ireo olona te hanomboka sy hampitombo business en ligne πŸš€
Mampianatra vente en ligne sy fampiasana IA izahay mba hanamora ny asa sy hampitombo ny revenu πŸ’»πŸ€–
Tanjona ny hanampy anao hahaleo tena ara-bola amin’ny

27/05/2026

πŸš€ Manomboka sΓ©rie vaovao momba ny IA sy avatar miteny eto amin’ny pejy! πŸ€–
Ato no hizarako astuces sy techniques rehetra hanombohana amin’ny IA πŸ”₯
Commente β€œIA” raha liana ianao πŸ‘‡

24/05/2026

β€œPhoto 1 monja 😳➑️ lasa vidΓ©o avatar miteny pro be πŸ”₯
Ary IA gratuit ihany no nampiasaiko 🀯
Raha mila tuto ianao dia commentez : TUTO πŸ‘‡β€

23/05/2026

πŸ‘‰ β€œNangatahanareo be ilay tuto avatar AI 😎πŸ”₯ Inty izy izao! Ahoana ny fanaovana avatar miteny sy mitovy amin’ny tena olona amin’ny AI πŸ“±πŸ’‘β€

πŸ”₯ Tsy miandry fotoana tonga lafatra ny olona mahomby… mamorona fotoana izy!Raha mbola miandry β€œmoment idΓ©al” ianao dia h...
22/05/2026

πŸ”₯ Tsy miandry fotoana tonga lafatra ny olona mahomby… mamorona fotoana izy!
Raha mbola miandry β€œmoment idΓ©al” ianao dia ho hitanao fa lasa taona maro no mandalo tsy misy fiovana.
πŸ’‘ Ny fahombiazana dia tsy ho an’ny olona manana chance, fa ho an’ny olona sahy manomboka na dia mbola tsy perfect aza.
πŸ‘‰ Aza miandry motivation… πŸ‘‰ Manomboha dia ho avy ny motivation rehefa mandeha ianao.
πŸš€ Ny dingana kely androany dia mety ho fiovana lehibe rahampitso.
Androany no andro hanombohanao. Tsy rahampitso.

22/05/2026

πŸ”₯ Te hanamboatra avatar vidΓ©o professionnel otrany zao ve ianao? 😍
Tsy mila studio ❌
Tsy mila caméra pro ❌
Photo 1 monja dia ampy βœ…πŸ“Έ

13/05/2026

🌟 Titre:
β€œIlay Hazavana Kely βœ¨β€

:

Γ€ New York πŸ˜…PROMPTπŸ‘‡
09/05/2026

Γ€ New York πŸ˜…
PROMPTπŸ‘‡

PROMPTπŸ‘‡
08/05/2026

PROMPTπŸ‘‡

✨ BON JEUDI ❀️✨Parfois ianao mieritreritra hoe reraka…Mieritreritra hoe tsy mandroso…Na hoe mbola lavitra ilay rΓ©ussite ...
07/05/2026

✨ BON JEUDI ❀️✨
Parfois ianao mieritreritra hoe reraka…
Mieritreritra hoe tsy mandroso…
Na hoe mbola lavitra ilay rΓ©ussite tadiavinao…
Fa tadidio foana πŸ‘‡
πŸ”₯ Tu es plus fort que tu ne le crois. πŸ”₯
Ilay ady efa nolalovanao,
ireo Γ©checs tsy nahasakana anao,
ireo fotoana sarotra nefa mbola nijoroanao…
porofon’ny herinao daholo izany.
Mety mbola tsy hitan’ny olona ny valeur-nao androany…
Mety mbola tsy tonga ilay rΓ©sultat lehibe andrasanao…
Fa tsy midika izany hoe very ianao.
🌱 Ny zavatra lehibe rehetra dia manomboka amin’ny dingana kely.
Ny olona mahomby rehetra dia nandalo doute, fatigue, peur…
Fa ny mampiavaka azy ?
➑️ Tsy nijanona izy.
Koa raha reraka ianao androany… mialΓ  sasatra fa aza kivy.
Raha diso ianao… mianara fa aza mihemotra.
Raha mbola kely ny dΓ©part-nao… tadidio fa lehibe kokoa ny destination-nao. πŸ’«
✨ Aza atao ambanin-javatra ny tenanao.
✨ Aza matahotra hanomboka indray.
✨ Aza avela hisy hampino anao hoe tsy vitanao.
Satria misy rΓͺve ao anatinao mendrika ho tanteraka.
Misy avenir tsara miandry anao.
Ary misy version meilleure de toi-mΓͺme mbola eo am-panamboarana. ❀️
πŸ”₯ Continue d’avancer.
πŸ”₯ Continue de croire en toi.
πŸ”₯ Ton heure arrive.
Bon jeudi Γ  toi

prompt πŸ‘‡
06/05/2026

prompt πŸ‘‡

🎯 Mbola sahirana ve ianao amin'ny fitadiavana mpanjifa vaovao?Ny tena tsiambaratelo: Tsy ny vokatra no olana, fa ny fomb...
03/05/2026

🎯 Mbola sahirana ve ianao amin'ny fitadiavana mpanjifa vaovao?

Ny tena tsiambaratelo: Tsy ny vokatra no olana, fa ny fomba ilazaranao azy!

Ireto ny lesoka 3 mahazatra ataon'ny mpandraharaha:
❌ Miteny be loatra momba ny vokatra fa tsy momba ny tombontsoa
❌ Tsy mahalala izay tena ilan'ny mpanjifa
❌ Tsy manana stratejia marketing mazava

βœ… Ny vahaolana?
β†’ Mianatra copywriting mahomby
β†’ Mahalala tsara ny target market-nao
β†’ Manomeza solution fa tsy vokatra fotsiny

πŸ’‘ Maniry hanampy anao aho handroso amin'ny business-nao!

Misy fanontaniana? Mampandraisa hafatra fotsiny πŸ“©

Address

Anosy Mahamasina
Antananarivo

Telephone

+261349857614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑺𝒆𝒅𝒓𝒂 π‘¨π’„π’‚π’…π’†π’Žπ’š π‘«π’Šπ’ˆπ’Šπ’•π’‚π’ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share