Mpamboly zava-maniry

Mpamboly zava-maniry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpamboly zava-maniry, Antananarivo.

🌺 PITAYA – Fruit de Dragon 🌺🍉 Chair Rouge ❤️🍈 Chair Blanche 🤍Mitady voankazo vaovao, mahasalama ary be tombontsoa? Ity n...
17/02/2026

🌺 PITAYA – Fruit de Dragon 🌺
🍉 Chair Rouge ❤️
🍈 Chair Blanche 🤍
Mitady voankazo vaovao, mahasalama ary be tombontsoa? Ity no safidy tsara ho anao!
✨ Tombontsoa azo avy amin’ny Pitaya :
✔️ Riche en fibres – manampy amin’ny fandevonan-kanina
✔️ Riche en antioxydants – miaro ny vatana
✔️ Manampy amin’ny perte de poids
✔️ Manampy hisoroka ny goutte
✔️ Anti-stress naturel
✔️ Manatsara ny hery fiarovan’ny vatana
📍 Mbola vitsy no mahita azy eny an-tsena eto amintsika, matetika eny amin’ny grande surface ihany no misy azy.
🌱 Fambolena Pitaya :
✔️ Tsy mifidy tany
✔️ Mety amin’ny faritra maro eto Madagasikara
✔️ Manome torohevitra sy fomba fambolena izahay
✔️ Zanany (plants) efa voamarina fa maniry tsara
💰 Misy réduction spéciale ho an’izay maka maro.
🛵 Livraison ato Antananarivo
🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra
📞 Contact : 034 97 822 94
Aza misalasala miantso na mandefa message 😊

Address

Antananarivo

Telephone

+261349782294

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpamboly zava-maniry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mpamboly zava-maniry:

Shortcuts

Share