Sera fahombiazana

Sera fahombiazana Miara mandroso

🔴FITIAVANA SA FIFIKIRANA ILAY MBOLA MAMPIARAKA ANAREO IZAO....  ve sa   io mbola mampiray anareo io??Ahoana no hahalalan...
14/03/2022

🔴FITIAVANA SA FIFIKIRANA ILAY MBOLA MAMPIARAKA ANAREO IZAO....

ve sa io mbola mampiray anareo io??
Ahoana no hahalalan-tsika fa fitiavana na fifikirana io iainanao io???
Tantara kely notsoahiko tao amin'ilay bokiko "mitia am-pisainana misaina am-pitiavana" ary aloha no andeha hanokafana azy...Efa nitia azy tamin'ny foko manontolo aho, efa nataoko daholo ny izay mahafaly ny fony rehetra, efa nomeko daholo izay azoko nomena, efa nafoiko izay rehetra tokony afoiko, ho azy no nanaovako izany saingy 😥😧nisaraka ihany zay...
-ry tovovavy, inona no antony nanaovanareo ireo zavatra be dia be ireo hoazy?? Tahotra ny hisaraka ve?? Tahotry ny ampirafesina ve?? Sa fitiavana azy...
-euuuu, fitiavako azy ka, fa raha ny marina matahotra sarahina aho, matahotra am-pirafesina dia raha noheveriko ho vitako dia nataoko ihany sao tadiaviny any an-kafa............hatreo aloha.......
Eto isika dia mahita sahady fa no tena iainan'ny tovovavy...
Ireto avy ary ny endrika isehoan'ny fifiikarana:
💠 Tahotra no antony manosika anao hanao ny ataonao, tahotry ny hisaraka, tahotry am-pirafesina,
💠Ezaka foana no ataonao raha manao zavatra ho azy, ary tsapanao fa tena reraka ianao amin'izany
💠Lasa tsapanao hoe tsy miaina raha tsy izy ary miaina ianao mba ho azy..
💠lasa adinonao ianao, lasa manao tsy fanao mihitsy ianao ho azy....
Ireo ihany dia ampy hitarafatsika ny atao hoe fifikirana....

Aza adino ny mi-like sy mi-partage ny page ☺💝



Address

Antananarivo

Telephone

+261334616417

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera fahombiazana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sera fahombiazana:

Share