19/08/2024
Fitafy mahafatifaty kely daholy 👗👖👢
Mirary fiantombohan’ny herin’andro sambatra 😊
Fidio tsara ny akanjo anaovanao fa anisan’ny manampy anao betsaka amin’ny fahavitrihanao manatanteraka ny adidy izay miandry anao mandritran’ny tontolo andro🤍