Rasazy Nilou

Rasazy Nilou CPN,accouchement, PF,soins à domicile,........

22/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Olivah Harivony, Andry Seheno, Miora Anjaniaina, Salohy Andrianavalona Rakotomalala, Irène Faramalala, Dadan Manda, Laryssa Ramanandraibe, Nÿ Annãh Cÿnthïå, Manovasoa Nyaina, Alicia Rafanomezana, Fy Tiana, Tendrin'i Lanto Soavina Rktmll, Onintsoa Rakotondravoavy, Tafita Andriamiarisoa

Coucou daholo indray🥰Aza adino fa Misy ny atao hoe fandrindram-piterahana an!Misy natokana ho an'ny vehivavy VAO teraka ...
17/10/2025

Coucou daholo indray🥰
Aza adino fa Misy ny atao hoe fandrindram-piterahana an!Misy natokana ho an'ny vehivavy VAO teraka sy mampinono,Ary misy ho an'ny tsy mampinono.Maro karazana izy ireo fa tongava manantona ny tobim-pahasalamana d any manontany tsara fa ho voakarakara tsara ianareo voakasik'izany.🥰Midira Watsapp izay te hiresaka @ rasazy an! numéro tsy miova🥰

16/10/2025

Coucou daholo 🥰
Ho anareo rehetra mandefa mp amiko na maniry hiresaka amiko dia Tongava ao @ page Centre Médical Iloniaina na @ Watsapp 0348480840 na miantso ihany koa fa tsy misokatra ny mp ato.Misaotra indrindra d miala tsiny aminareo marobe mandefa mp ireo an!😘
Mirary soa daholo ô!♥️🥰

Salama daholo🥰Elaela tsy nitafatafa teto😋Aza adino fa Mbola ao anatin'ilay hoe Octobre rose isika Zao.Manantona tobim-pa...
14/10/2025

Salama daholo🥰
Elaela tsy nitafatafa teto😋
Aza adino fa Mbola ao anatin'ilay hoe Octobre rose isika Zao.Manantona tobim-pahasalamana,manaova fitiliana ny vozon'ny tranon-jaza sy ny nono MBA tsy ho tara ny fitsaboana Raha sanatria tratry ny aretin'ny homa-miadana isika vehivavy.🥰

Pause kely vetivety😋😋
14/03/2022

Pause kely vetivety😋😋

02/03/2022

TSY FAHITANTORY ( Zarazarao ho an'ny hafa fa mahasoa izy ity)

• Maro ny antony mahatonga ny olona iray tsy mety mahita tory amin'ny alina.Na matory kely fotsiny dia tapaka .Ao ny stress,douleur, mauvaise alimentation,mety mavesatra loatra ny sakafo nohanina ka sarotra ny nandevona azy. Sakafo be menaka,siramamy,fibre,Caféïne be loatra, depression, hyperthyroïde...
• Ity misy fomba tsotra ahafahanao mahita tory
👉 Voaso ny akondro masaka iray
👉 Ampangotraho anaty rano iray litatra na antsasany, mandritry ny 10 minitra.
👉 Tatavano avy eo.Ilay rano no sotroy, tsy laniana daholo zay rano izay, azonao asiana cannelle kely. (Fa ny vehivavy bevohoka sy mampinono tsy mihinana cannelle).
👉 Sotroina adiny iray alohan'ny atory.Azo hamamiana kely. Mahità torimaso sambatra daholo ary ry namako ary aza adino ny mizarà. :-)

20/11/2021

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261348480840

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy Nilou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rasazy Nilou:

Share