Maman Miezaka

Maman Miezaka 👌 Des cakes faits avec amour, pour tous les budgets ❤️🥰😘

👉 Recette 👈🍪 Cookies 🍪 🍪 Atody 1🍪 Siramamy 120 g🍪 Dibera natsonika 150 g🍪 Lafarina 250 g🍪 Levure chimique 1/2 sachet🍪 Pé...
02/07/2026

👉 Recette 👈

🍪 Cookies 🍪

🍪 Atody 1
🍪 Siramamy 120 g
🍪 Dibera natsonika 150 g
🍪 Lafarina 250 g
🍪 Levure chimique 1/2 sachet
🍪 Pépites chocolat

👩‍🍳 Fikarakarana

👉 Afangaro ny atody sy siramamy.
👉 Arotsahy ny dibera natsonika.
👉 Afangaro ny lafarina sy levure ary arotsaka amin'ny fangaro etsy ambony
👉 Arotsahy ny pépite chocolat.
👉 Ataovy boribory dia alahatra anaty plaque de cuisson, somary tsindrina kely
👉 Andrahoina anaty four amin'ny hafanana 180°C mandritra ny 10–12 minitra.

🥰 Mazoto daholo

Coucou 👋✓ Lunette pliable en gros✓ Carton de 12 pièces📞 038 54 126 89
06/06/2026

Coucou 👋

✓ Lunette pliable en gros
✓ Carton de 12 pièces

📞 038 54 126 89

❌ ❌ Moto very ❌ ❌18:50 teto coco plastique andohatapenaka, sao misy mahita any , honda maintimainty raha mba misy manana...
21/05/2026

❌ ❌ Moto very ❌ ❌
18:50 teto coco plastique andohatapenaka, sao misy mahita any , honda maintimainty
raha mba misy manana vaovao dia mba hilazao mp na 0341019504 na 0341019505 .
misaotra mialoha 🙏🙏🙏🙏🙏

18/04/2026

✍️ Precious You
HOY NY TOMPO AMINAO HOE : FITAKA NY MIANDRANDRA OLONA, FA IZY IHANY ANDRANDRAINA ...

✋Manome TOKY zato isan-jato anao ny Tompo fa TSY OLONA no tompon'ny LAKILEN'NY fiainanao.

✋Ary mbola manome TOKY zato isan-jato Izy fa TSY OLONA ihany koa no ho SAKANA.

REHEFA TSY MIEZAKA BE INTSONY miankina amin'ny herin'ny tenanao manokana ianao.

REHEFA TSY AMIN'IZAY OLONA tsy manome anao izay tadiavinao intsony ny fanantenanao.

REHEFA OMENAO CHANCE Andriamanitra, omenao ny TOKINAO zato isan-jato, dia ho gaga sy talanjona ianao.

✋Ho GAGA sy talanjona ianao satria Andriamanitra mahay manome anao mihoatra noho izay ANDRANDRAINAO amin'olona.

👉Andriamanitra no MPIKARAKARA anao voalohany.
👉Andriamanitra no MPAMPIASA anao voalohany.
👉Andriamanitra no Tompon'ny LAKILEN'ny fiainanao voalohany.
👉Andriamanitra no MANORITRA ny làlanao voalohany.

NA INONA NA INONA zavatra natrehanao manokana na zavatra nataon'ny olombelona anao dia tadidio : raisin'Andriamanitra an-tànana foana ny aminao, ny HAMALY ho anao, ny hi-positionner anao, ny HANDEFA anao eny amin'izay tokony hisy anao, ny HANOME anao izay tokony anao.

Na inona na inona andrandrainao : ANY AMIN'ANDRIAMANITRA IHANY NO MITODIKA fa tsy olombelona no tompon'ilay lakile.

Raha MATOKY an'Andriamanitra 100% ianao dia tokony any AMINY foana ny maso 100% amin'ny fotoana sy izay LALOVANA rehetra.

"Izao no lazain'I Jehovah: ho voaozona izay olona MATOKY OLONA sy manao ny nofo ho sandriny, ka miala amin'I Jehovah ny fony."

"Fa ho tahaka ny olona mahantra any an-tani-hay izy ka tsy mba hahita, na dia avy aza ny soa"

"Hotahina izay olona MATOKY an'I Jehovah, dia izay manana an'I Jehovah ho tokiny.

Jeremia 17: 5-7

Afindra fotsiny :) Mini BATBOUT sucré,somary nataoko nanify kokoa ny ahy dia nahavita 35. Ny ao anatiny hataoko samihafa...
17/03/2026

Afindra fotsiny :)

Mini BATBOUT sucré,
somary nataoko nanify kokoa ny ahy dia nahavita 35. Ny ao anatiny hataoko samihafa : confiture / beurre/ Nutella/ totomboanjo :)
ataoko masira indray amin'ny manaraka

BATBOUT

Karazana m**o anankiray ihany koa ny BATBOUT asolontsika ny m**o dipaina.
Azo asina farce koa ; azo atao mamy ; aroso miaraka @ entrée sady mora atao kely.

350g farine
1 cac mahery kely levure de boulanger 1/4 de càc de sel na sucre 2cas
1 grand verre d'eau tiède (alefaso tsikelikely fona)

Testeo ny levure (atao anaty verre eau tiède )
Ataovy en puit ny farine afangaroy @ sucre na siramamy
Arotsaho ny levure de alefaso tsikelikely ny rano.Mandrapahazo boule tsy miraikitra sy malama tsara.
Fonosy lamba de pause 15mn

Tapitra ny pause fisaho (env 4mm) de tapatapaho @ emporte piece
Rehefa voatapatapaka de ataovy ambony lamba de saromy lamba indray.Pause 30mn

Afanao mamay be ny lapoaly ; Raha manana poêle anti-adhesive vao maika tsara sinon hosorana menaka ny lapoaly (hosorana hoy aho fa tsy asina (Abosaka) menaka)
Endasina ao ny BATBOUT rehefa mibotsina mahazo loko de masaka eo @ 10mn eo.

Mahavita 20 5cm

✍️ Indrana

❌IZA DAHOLO ILAY TE HIANATRA CAKE TATO AMINAY?❌👌 Noho ny antony manokana dia hiato kely mandritra ny fotoana tsy voafetr...
11/03/2026

❌IZA DAHOLO ILAY TE HIANATRA CAKE TATO AMINAY?❌

👌 Noho ny antony manokana dia hiato kely mandritra ny fotoana tsy voafetra aloha ny fandraisanay operation cake. Ny commande tsotra mbola afaka atao ihany fa alefa mialoha foana
👉 Maro be ianareo no naniry hianatra hanao cake ka dia fotoana izao ary e!
Manasa anareo hiditra MP avy hatrany ho an'izay liana

👌 Recette 2 samihafa no ho ampianarina anareo 🥰

👉 Tonga dia MP avy hatrany ary e!

Rehefa asa tanana dia mahafinaritra ahy daholo 🥰🥰Fa ny olako dia tsy manana faharetana vao Zavatra elaela no manao azy 😅...
02/03/2026

Rehefa asa tanana dia mahafinaritra ahy daholo 🥰🥰
Fa ny olako dia tsy manana faharetana vao Zavatra elaela no manao azy 😅

Ity izao dia lavabe ilay tuto dia tsy nojereko fa nataoko izay tikotiko Tao. Tsy vita tsara fa tsy maninona e! Brouillon 😅

Ianareo ihany koa ve mankafy asa tanana?

02/03/2026
Miarahaba antsika rehetra indray nahatratra ity Volana Mars ity 🥰🥰Ireto indray ny goûté azonareo atao commande ato amina...
01/03/2026

Miarahaba antsika rehetra indray nahatratra ity Volana Mars ity 🥰🥰

Ireto indray ny goûté azonareo atao commande ato aminay :
✓ Biscuits (nature,aux pépites de chocolat, tout choco)
✓ Madeleines (aux raisins secs, tout choco, pépites de chocolat)
✓ Mini-cakes (aux raisins secs, tout choco, pépites de chocolat, banane)
✓ Muffins (tout choco,aux pépites de chocolat)
✓ Mini-donuts

Raha mahaliana anao izany dia manasa anao hiditra hafatra miafina na hiantso :
📞 0341019504

🛵🛵 Livraison Manomboka amin'ny 1000ar fa miankina amin'ny toerana misy anao

Coucou !!!Elaela tsy hita tato fa nisy nanahiranana kely, ialàna tsiny tamin'ireo MP ela be vao voavaly 🙏Andao hilalao i...
28/02/2026

Coucou !!!

Elaela tsy hita tato fa nisy nanahiranana kely, ialàna tsiny tamin'ireo MP ela be vao voavaly 🙏

Andao hilalao indray aloha e! Omena cadeau izay mahamarina ny chiffre 2 farany 🥰🥰

👌 Alefaso ihany ny commande na izany aza an!

Merci

Address

Andohatapenaka
Antananarivo

Telephone

+261341019504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman Miezaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maman Miezaka:

Shortcuts

Share