14/07/2022
😡Ianao koa te hanao provisions fa alavitra loatra Anosibe nefa lafo ne ny tsena eny akaikinareo?
😠te hanao provisions fa tsy manam-potoana fa be asa?
💕Sa koa mba te hametraka goûté hanikotrana ho an'ny ankizy fa vacances ny andro?
👉Apetrao aminay ny hafatrao dia aterinay ao aminao ny tsenanao androany 🌹