SR EVENT

Call Website Contact the business

SR EVENT Production et Communication audiovisuelle

14/11/2026

BONNE NUIT DAHOLO NAREO.... ndao aloha hankafy mozika kely isika.... demain indray an😘😘

MBA MANGATAKA AFTER SHOW IZAHAY❤️ Ndao hiaraka hangataka after show isika🫶Marion ofisialy sy YZIT ❤️❤️ alefaso ao @ comm...
14/11/2026

MBA MANGATAKA AFTER SHOW IZAHAY❤️
Ndao hiaraka hangataka after show isika🫶Marion ofisialy sy YZIT ❤️❤️ alefaso ao @ commentaire izay vonona ❤️❤️
SR EVENT

ATO NY SARINAREO REHETRA ARY🫶🫶MILAY TSIKA E❤️
14/11/2026

ATO NY SARINAREO REHETRA ARY🫶🫶MILAY TSIKA E❤️

14/11/2026

Tadidinareo ve ny AFRICAN QUEEN🫶❤️❤️ TENA TSARA NY HIRA TALOHA

ANTSIRABE SY NY MANODIDINA🌼sa hidina ko ny antananarivo hanaraka anay🫶🤣 MENTIONNEO ILAY NAMANAO TOKONY HIOMANA, HITADY M...
14/11/2026

ANTSIRABE SY NY MANODIDINA🌼sa hidina ko ny antananarivo hanaraka anay🫶🤣 MENTIONNEO ILAY NAMANAO TOKONY HIOMANA, HITADY MPITAIZA, HIHERA @ VADY🤣 HIHERA @ DADA SY NENY🤣 IREO MBOLA BEDY🤣🤣

14/11/2026

Noho ianao? Izaho mangina... mbola TIA❤️❤️❤️❤️
Marion ofisialy 27 NOVEMBRE AU MAKAY🫶

14/11/2026

ALEFANTSIKA ATO DAHOLO NY SARY REHETRA SR EVENT

Ity ary ilay affiche after Marion ofisialy au MAKAY ANALAMAHITSY🔥🔥🔥 hira taloha ilay nofinofintsika no hatao ao daholo.....
14/11/2026

Ity ary ilay affiche after Marion ofisialy au MAKAY ANALAMAHITSY🔥🔥🔥 hira taloha ilay nofinofintsika no hatao ao daholo......
✅afaka mividy tapakila ao @ www.ticketevent.mg sahady🔥

14/11/2026

Raboussa tarika TADIDINAREO VE ITY HIRA ITY TAO @ PALAIS DES SPORTS???
HAVERINTSIKA IZY NY 28 NOVEMBRE AO @ Le Rêve Antsirabe`
Génération 2000 BY SR EVENT

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SR EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SR EVENT:

Shortcuts

Share