30/12/2025
🌟 ADIEU NY HAFIZINANA SY NY DELÉSTAGE ! 🌟 Aza avela hampihorohoro ny tsy fandriampahalemana intsony ny alinao. Arovy ny tokontany sy ny manodidina amin'ity LAMPADAIRE SOLAIRE matanjaka be ity.
✅ NY TOMBONY :
💡 Hazavana maharitra : Autonomie 12 heures.
🛠️ Fitaovana feno : Télécommande + Support métallique + Cheville métallique efa ao anatiny.
🌧️ Mateza : Mahazaka orana sy rivotra.
💰 Tsy misy facture : Herin'ny masoandro fotsiny dia ampy!
PRIX ET DIMENSIONS :
• 500 Watt (63 x 22cm) : 130.000 Ar
• 600 Watt (72 x 22cm) : 140.000 Ar
• 700 Watt (80 x 22cm) : 150.000 Ar
MISY PRIX DE GROS AFAKA MIDITRA MP
💬 COMMANDEZ MAINTENANT !
☎️ Laharana : +261 34 25 257 18
🚚 Livraison sy fandefasana any amin'ny faritany misy foana.