H𝓪𝓽𝓼𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓫𝔂 M𝓮𝓮

H𝓪𝓽𝓼𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓫𝔂 M𝓮𝓮 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from H𝓪𝓽𝓼𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓫𝔂 M𝓮𝓮, Wholesale & Supply Store, Maroantsetra.

✅Fournisseur Direct
✅Vente en Gros
✅Article Sur commande
✅Lieu : Tana / Maroantsetra
☎0389371029


"Ankino amin'i Jehovah ny asanao,dia ho lavorary izay kasainao🤗💖"

❌JP Crédit Yas aloha fa taitaitra tato ny admin ❌Paoziko mandinika hoe Mbola normal tsara vé isika malagasy ireto fa PAG...
22/03/2026

❌JP Crédit Yas aloha fa taitaitra tato ny admin ❌

Paoziko mandinika hoe Mbola normal tsara vé isika malagasy ireto fa PAGE RÉEL tsara misy sary sy mazava tsara izao Dia ahiahiany,tsy hatokisany ,Dia vao miteny ianao hoe misy avance Dia tsy sahy izy.

Jerena amin'izay anefa rehefa ilay mitaraina eto zareo hoe voasoloky hoe lasan'ny olona ny vola ny entana tsy azo ( Compte Fake Sady Tonga Dia fantatra bé hoe mpisoloky ) no handefasany vola . Izany hoe ny compte Fake indray no hatokisany kokoa.

😂Dia ny tena loza Dia misy compte Fake mandefa commande Dia izy indray no miteny hoe azo hatokisana tsara vé izahay( nefa izy amin'io compte Fake 🙄.. saika ataoko hoe sao izahay no tokony hanontany anao hoe azo hatokisana vé ianao Ra-tsy fantatra Io😆

‼️Maro bé ny Antony nametrahana fepetra hoe misy avance tompoko.
✅Sur commande ilay izy ( ka raha sanatria eo am-panaovana azy no mivadika tampoka indray ilay clients Dia perte satria lamba tokony nahavita commanden'olona hafa )
✅ialana amin'ny hoe efa jour de livraison ianao vao tsy mandray appel na manao excuse hoe marary zanaka na misy fahoriana
✅ Misy kosa na compte Fake aza mety hoe misy Antony manokana no ampiasany compte Fake Dia tsy maintsy misy avance foana mba hi-assurenay

❌Efa manomboka COMMANDE Pâque isika fa aza tara anh
✅SUR COMMANDE
✅VENTE EN GROS 5+
✅Mandefa amin'ny Faritra rehetra
☎️0389371029 / 0373317369

❌ Prix  Varoboba bé ❌ 25000ar ho an'izay manao COMMANDE amin'ireo modèle ambany ireo (Raha toa ka 35000ar izy isanandro)...
20/03/2026

❌ Prix Varoboba bé ❌
25000ar ho an'izay manao COMMANDE amin'ireo modèle ambany ireo (Raha toa ka 35000ar izy isanandro) ANDROANY ihany io tolotra io ka araraoty ary🥰

✅SUR COMMANDE
✅TISSU FIBRANE - TAILLE STANDARD
✅Mandefa amin'ny Faritra rehetra

‼️Apetranay eo amin'ny commentaire kosa rehefa tapitra ny fe-potoana , Dia miverina amin'ny laoniny ny prix.
☎️0389371029 / 0373317369

❌ TOURNESOL 🌻 EN RUPTURE ❌Efa vitsivitsy fa ianao sisa andrasana oh 🥰✅ VENTE EN GROS 5+✅ ARTICLE SUR COMMANDE ✅ LIVRAISO...
07/03/2026

❌ TOURNESOL 🌻 EN RUPTURE ❌
Efa vitsivitsy fa ianao sisa andrasana oh 🥰

✅ VENTE EN GROS 5+
✅ ARTICLE SUR COMMANDE
✅ LIVRAISON PARTOUT À MADA
☎️ 0389371029 / 0373317369 / Menjasoa Rasoaharimalala

‼️Mbola mandray commande 8mars izahay an‼️🌸 Ensemble Jupe Maxi🌸 Robe maxi Babydoll🌸 Combi-Palazzo🌸 BOUBOU✅VENTE EN GROS ...
26/02/2026

‼️Mbola mandray commande 8mars izahay an‼️
🌸 Ensemble Jupe Maxi
🌸 Robe maxi Babydoll
🌸 Combi-Palazzo
🌸 BOUBOU

✅VENTE EN GROS 5+
✅SUR COMMANDE - TAILLE STANDARD
✅LIVRAISON PARTOUT À Mada
☎️ 0373317369 / 0389371029 / Menjasoa Rasoaharimalala

✨ Mbola tsy tara raha izao isika vao hifampiarahaba sy hifampirarisoa ✨   Miarahaba antsika rehetra nahatratra an'ity ta...
05/02/2026

✨ Mbola tsy tara raha izao isika vao hifampiarahaba sy hifampirarisoa ✨

Miarahaba antsika rehetra nahatratra an'ity taona 2026 ity🎉🎉. Hirotsaka amintsika anie ny Fahasoavany ary hahomby avokoa izay kasaina rehetra amin'ity taona ity🙏♥️.
Elaela tsy Hita fa mbola nanomana arrivage tsara bé ho anareo🥰. Ka andao indray ary hiaraka hitady vola aminay e🤗. Tena azahoana tombony tsara ho anao mbola hivarotra an💯.
🌸Ensemble Jupe , Robe maxi cloche, Combi-Palazzo,Robe maxi Babydoll , Ensemble Palazzo , BOUBOU

✅SUR COMMANDE avokoa ny article rehetra
✅Vente En Gros 5+
✅Taille Standard avokoa ny article
✅ Couleur miovaova arakarak'izay Tissu Dispo (Sary fanehoana modèle ireo fa tsy voatery dispo foana ilay couleur)

🛫 Mandefa amin'ny Faritra rehetra
☎️0373317369 / Menjasoa Rasoaharimalala

RÉSULTATS JEU POINTS D'INTERACTION  Félicitations Tyka Mamisou 🥰Izy no be points indrindra tamin'ny herinandro,midira mp...
18/12/2025

RÉSULTATS JEU POINTS D'INTERACTION

Félicitations Tyka Mamisou 🥰
Izy no be points indrindra tamin'ny herinandro,midira mp ary maka ny crédit oh😊
Alefa foana .. tsotra kely anie👇

✅ PARTAGE AU MAX ny Publication ato amin'ny page
✅ RÉACTIONS
✅ COMMENTAIRES iray isaky ny publications

🔴Mp foana kosa ho an'ilay manao commande na miantso avy hatrany
☎️0389371029 / Menjasoa Rasoaharimalala

Aza adino ilay JEU POINTS D'INTERACTION an🤩  🔴Efa ireo ambany ireo fotsiny no arahinao raha te hahazo CRÉDIT na ARTICLE ...
09/12/2025

Aza adino ilay JEU POINTS D'INTERACTION an🤩
🔴Efa ireo ambany ireo fotsiny no arahinao raha te hahazo CRÉDIT na ARTICLE ato aminay ianao🥰
Isaky ny Alahady ny fizarana ny loka , izay be points indrindra mandritra ny herinandro izany😊

✅PARTAGE AU MAX ny Publication ato amin'ny Page
✅Mazoto manisy RÉACTION ny Publications
✅COMMENTAIRES 1 isaky ny publications

Alefa ary e😘

Iza no mbola tsy matory ??   🔴Jp crédits YAS ary aloha ao -Partageo en mode public ity publication ity-Jp CRÉDIT YAS + C...
06/12/2025

Iza no mbola tsy matory ??
🔴Jp crédits YAS ary aloha ao
-Partageo en mode public ity publication ity
-Jp CRÉDIT YAS + Contact anao
-Izay tsara vintana no mahazo azy🥰

Bonne nuit nareo avy aty aminay mianaka😘

🤩🤩Raikitra indray ary ity JEU POINTS D'INTERACTION ity oh🥳🥳  ✨Koa satria efa hifarana ihany ny taona dia aleo mba ho far...
06/12/2025

🤩🤩Raikitra indray ary ity JEU POINTS D'INTERACTION ity oh🥳🥳

✨Koa satria efa hifarana ihany ny taona dia aleo mba ho faranan-tsika amin'ny fizarana ary e✨
Izay be points indrindra isan-kerinandro no mahazo , atombotsika amin'ny CRÉDIT (mety ho ARTICLE, MOBILE MONEY,..)
Tsotra ny fomba hampitomboanao ny points anao :

✅Mazoto manao PARTAGE ny publication ato amin'ny page
✅Manisy RÉACTION ny publications 👍
✅Mazoto manao COMMENTAIRES (1 isaky ny pub)

Ireo ihany no ataonao dia mitombo ny points anao😊
‼️Abonneo ny page fa vao tsy abonnés dia éliminé an

Alefa ary eh🤩

❌💸NDAO HITADY VOLA MIARAKA AMINAY💸❌‼️Mbola tsy nahita Lavaka fakana entana vé ianao⁉️✅ Aza misalasala miditra Mp fa mana...
05/12/2025

❌💸NDAO HITADY VOLA MIARAKA AMINAY💸❌

‼️Mbola tsy nahita Lavaka fakana entana vé ianao⁉️
✅ Aza misalasala miditra Mp fa manao ny model rehetra vita amin'ny TISSU VRAI FIBRANE izahay :

🌸Ensemble Jupe maxi
🌸Robe maxi Babydoll
🌸Ensemble pantalon
🌸Combi-palazzo

✅ Fournisseur Direct
✅ Vente en Gros 5+
✅ SUR COMMANDE avokoa ny article
✅ Ny modèle rehetra efa ao amin'ny PAGE fa ny couleur ianao no misafidy ,tsy voatery dispo foana ilay couleur hitanao amin'ny sary

🛫Mandefa amin'ny faritra rehetra
☎️ 0389371029 - 0373317369

❌Ato amin'i Menjasoa Rasoaharimalala no mandefa Mp azafady fa mbola tsy misokatra ny Mp an'ny Page azafady

Address

Maroantsetra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H𝓪𝓽𝓼𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓫𝔂 M𝓮𝓮 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share