23/03/2022
‼️‼️‼️ Araka ny voalaza ao amin'ny WHITE PAPER: Azafady vakiana ho an'izay tsy mbola namaky ny tao!
💎Sary 1:
2.1 milliards ny isan'ny BTCs azo omena!
>> Fomba roa ny fazahoana izany:
- Amin'ny alalan'ilay application android Satoshi amin'ny stage 1
- amin'ny alalan'ny machine lafobe sy avo lenta amin'ny stage 2
‼️Mifarana ny stage 1 amin'ny 12 décembre 2022. Noho izany hararaoty ho antsika mpanangona azy am phone android io!
💎Sary 2:
Tena opportunités goavana ilay APPLICATION ANDROID SATOSHI ho an'olona te hanova ny fiainany maimaimpoana! (‼️‼️‼️) Hararaoty ary fa amin'ny alalan'ny machine avo lenta indray no azahoana BTCs amin'ny Stage 2 (tsy hanana fahefana hividy machine be zany isika)
Aorian'ny mining amin'ny application android Satoshi io dia tsy misy intsony ny hoe Mineurs actif sns... fa mifarana hatreo ny makasika an'iny! Juste wallet=portefeuille fotsiny amzay ilay application mitahiry izay BTCs azonao! Aorian'izay raha mbola te hahazo BTCs dia mila machine mpanao mining amzay!
💎Sary 3:
Testnet = Fanandramana an'ilay réseau
Ny testnet dia manomboka amin'ny ampahefatra voalohany ny taona 2022 (izany hoe mety eo am Mars na Avril eo)
Mainnet = vita test ary mandeha tsara ilay réseau
Ny official Mainnet dia manomboka ny ampahefatra faharoa ny taona 2022 (Juin ou Juillet angamba) eo no mivoaka ny valeur initiale
🎁 Araho ato ny guide complet : https://www.facebook.com/107898558501785/posts/109431948348446/?app=fbl