Fototra

Fototra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fototra, Business Center, Mahitsy Alasora, Antananarivo.

Ity no tena VAROBOBAAAA !Ny trano anefa dia tena manaraka ny fenitra, tena tsara ! 📞 Antsoy avy hatrany izahay ho an'ny ...
01/07/2026

Ity no tena VAROBOBAAAA !
Ny trano anefa dia tena manaraka ny fenitra, tena tsara !
📞 Antsoy avy hatrany izahay ho an'ny visite.

Une occasion exceptionnelle à saisir sans attendre ! 🔥Cette maison répond parfaitement aux normes de qualité et a été conçue pour offrir confort, sécurité et sérénité.
📞 Contactez-nous dès aujourd'hui pour planifier votre visite. Ne laissez pas passer cette opportunité !

Ianao ihany koa raha manana tany, tanimbary, trano amidy na ahofa. Midira hafatra miafina
19/06/2026

Ianao ihany koa raha manana tany, tanimbary, trano amidy na ahofa. Midira hafatra miafina

Comme ce propriétaire, faites-nous confiance en nous confiant la vente de vos biens. Passez en MP pour plus de détails. ...
16/06/2026

Comme ce propriétaire, faites-nous confiance en nous confiant la vente de vos biens. Passez en MP pour plus de détails.

Très belle opportunité à saisir, passez vite en MP pour fixer une visite. Si vous aussi:- possédez un terrain ou une mai...
16/06/2026

Très belle opportunité à saisir, passez vite en MP pour fixer une visite.
Si vous aussi:
- possédez un terrain ou une maison ;
- êtes à la recherche du bien de vos rêves.
FOTOTRA est votre allié. Vos détails en MP

Tongasoa eto amin'ny FOTOTRA 👋Mitady hividy, hivarotra, na hanofa trano nefa tsy tia ho voasoloky?Eto izahay dia manampy...
15/06/2026

Tongasoa eto amin'ny FOTOTRA 👋
Mitady hividy, hivarotra, na hanofa trano nefa tsy tia ho voasoloky?
Eto izahay dia manampy anao hahita ny toerana tsara indrindra eto Madagasikara ary hisorohana ny fandrika sy ny hosoka. Tohizo ny tanjonao amin'ny fiadanan-tsaina sy fahatokiana.
Araho ny pejy 🔔

Bienvenue sur FOTOTRA 👋
Vous cherchez à acheter, vendre ou louer un bien sans vous faire avoir ?
Ici, on vous aide à trouver les meilleures opportunités immobilières à Madagascar, éviter les pièges et arnaques. Réussissez vos projets en toute sérénité et confiance”
Abonnez-vous, suivez-nous pour ne rater aucune opportunité 🔔

10/06/2026

Misaotra Antsika maro efa niantso anay,marihina etoana fa tany na trano manana taratasy ara-dalana ihany no raisinay!

Tongasoa eto amin'ny FOTOTRA 👋Mitady hividy, hivarotra, na hanofa trano nefa tsy tia ho voasoloky?Eto izahay dia manampy...
04/06/2026

Tongasoa eto amin'ny FOTOTRA 👋
Mitady hividy, hivarotra, na hanofa trano nefa tsy tia ho voasoloky?
Eto izahay dia manampy anao hahita ny toerana tsara indrindra eto Madagasikara ary hisorohana ny fandrika sy ny hosoka. Tohizo ny tanjonao amin'ny fiadanan-tsaina sy fahatokiana.
Araho ny pejy 🔔

Bienvenue sur FOTOTRA 👋
Vous cherchez à acheter, vendre ou louer un bien sans vous faire avoir ?
Ici, on vous aide à trouver les meilleures opportunités immobilières à Madagascar, éviter les pièges et arnaques. Réussissez vos projets en toute sérénité et confiance”
Abonnez-vous, suivez-nous pour ne rater aucune opportunité 🔔

Address

Mahitsy Alasora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fototra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share