03/10/2026
๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐'๐๐๐๐๐ :
๐ด๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
๐๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ญ๐ฌ๐จ๐ซ๐๐ง๐ : ๐ข๐จ ๐ง๐จ ๐๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐๐ก๐๐๐๐ก๐๐ง๐๐จ ๐ฆ๐ข๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง-๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ๐ง'๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐.
๐ฅ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐๐ฌ๐ ๐ฆ๐ข๐๐ฅ๐จ๐ก๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ ๐ซ๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐ฏ๐๐ก๐ข๐ง๐ฒ : eo no ahaizanao hoe afaka mandray izy na tsia. Indrindra raha efa misy vahiny hafa raisiny ao. Na koa hoe tsy ao an-toerana ilay olona handray anao.
โ๏ธ ๐๐ฃ๐๐ง๐จ๐ง๐ฒ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐๐ข๐ก๐๐ฏ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐๐จ ๐ข๐ง๐ฒ ๐ง๐ ๐ก๐๐ฏ๐๐ง๐๐จ : ka hoe izay tianao atao aminy.
๐๐๐ฌ๐จ๐ซ๐ฒ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐๐ข๐ก๐๐ฏ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ ๐ณ๐จ๐ง๐๐จ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐ก๐จ ๐ซ๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐๐ ๐ฆ๐ข๐ก๐๐ฃ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐ฏ๐๐ค๐.
โ๏ธ๐๐ข๐๐ณ๐๐ก๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ง-๐ญ๐๐ง๐ : fiantohana vary na sakafo, fandraisana anjara amin'ny fikarakarana ilay sakafo.
โ
๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ : fomban-tany sy ny fahazarana isan-tokan-trano hajao fa tsy mahafaty antoka izany. Be dia be ireo fandaminana efa nahazatra azy ireo : tsy azo ifohana sigara ohatra , na tsy tia zava-maneno ry zareo.
๐๏ธ๐๐ข๐๐ง๐๐ซ๐ ๐ณ๐๐ฏ๐-๐๐๐จ๐ฏ๐๐จ : vonoy ao am-ponao ilay fomba fiteny hoe "efa io no nahazatra ahy".
๐๏ธ๐
๐๐๐ข๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ ๐ก๐ข๐ญ๐จ๐ฏ๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ณ๐๐ฏ๐-๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐๐จ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐๐จ : mety ho fahazarana na fomba fataonao rehefa mampiantrano olona na hetahetam-ponao samirery.
โ๏ธ๐๐ง๐ค๐๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ก๐จ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐๐ฌ๐๐ก๐จ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐จ : sakafo, toeranam-pidiovana sy fivoahana, fandriana hatoriana.
๐๐๐ฏ๐๐ฅ๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง-๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ ๐ก๐ข๐๐ข๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ง๐ : indrindra raha alina ianao no tonga. Indrindra raha tsy nampilaza mialoha.
๐๐๐ญ๐จ๐ง๐๐ซ๐๐ฌ๐จ ๐ฏ๐จ๐๐ง๐๐๐ฅ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง-๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ : raha manana fahafahana amin'izany ianao.
โจ๐๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐ก๐จ ๐ฆ๐๐ง๐ ๐ข๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ก๐๐ง๐ ๐ญ๐ข๐๐ง๐๐จ : raha misy efa mihoatra ny tsy izy loatra ny fandraisana anao.
Fehiny, ny fahatsorana dia manana endrika maromaro. Isan'ireny ny hoe mora atao, mora ifampiraharahana, tsy mankasarotra, fiainana ambany vidy fa mihaja, tsy miasa saina amin'ny fiheveran'ny olona. ๐๐ณ๐ ๐๐ง๐๐๐ฏ๐จ๐ณ๐ข๐ง๐ ๐ง๐ ๐๐ซ๐๐ซ๐๐จ๐ญ๐ข๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ก๐๐ฏ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ ๐๐ข๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐.
๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐